M&H Fruits et légumes

M&H Fruits et légumes M&H est une jeune entreprise dans le domaine de la transformation des fruits et légumes, notamment en chips et séchés.

✨Anamadinika à l'honneur✨
30/07/2026

✨Anamadinika à l'honneur✨

26/06/2026
Mirary fety sambatra ho an'ny Ray rehetra, ary mankahery amin'ny adidy sy andraikitra
21/06/2026

Mirary fety sambatra ho an'ny Ray rehetra, ary mankahery amin'ny adidy sy andraikitra

Arabaina daholo nahatratra izao Paka 2026 izao, mirary fety sambatra🥂🎊
05/04/2026

Arabaina daholo nahatratra izao Paka 2026 izao, mirary fety sambatra🥂🎊

✨Fampanfantarana ho antsika rehetra✨    Namboarina kely ny vidin’ny vokatra maina ato amin'ny M&H nohon'ny fiakaran'ny v...
03/02/2026

✨Fampanfantarana ho antsika rehetra✨

Namboarina kely ny vidin’ny vokatra maina ato amin'ny M&H nohon'ny fiakaran'ny vidin'ny Akora fototra.

Ankafizo hatrany ireo vokatra maina tsara kalitao, voafantina sy efa voakarakara, hanome tsiro ny sakafo andavanandrotsika... 😋

Maro isan-karazany ireo vokatra azo hisafidinana : anamadinika, anatsonga, petsay, ramirebaka, tisam, anamalaho, anamamy, anana mifangaro, ravitoto, kotomila, tongolo maintso, persil.

➡️ Vidiny mirary hatrany
➡️ Kalitao tsy miova
➡️ Tonga dia azo jifaina

Raha mila fanazavana fanampiny na hividy dia manorata hafatra mivantana aty aminay.

Mirary

✨ Nouveaux prix sur nos brèdes sèches ✨

M&H révise les prix de ses brèdes et condiments séchés à cause de l'augmentation du prix des matières premières.

Profitez toujours de nos brèdes et Condiments séchés de qualité, soigneusement sélectionnés et préparés, pour vos plats au quotidien... 😋

➡️ Des prix toujours abordables
➡️ La même qualité
➡️ Livraison possible dès la réception de la commande (sous réserve disponibilité des stocks)

Pour plus d’infos ou pour passer commande, écrivez-nous en message privé.

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra
25/12/2025

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra

Address

Andoharanofotsy
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261340869964

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M&H Fruits et légumes posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to M&H Fruits et légumes:

Shortcuts

Share