Ferme Ambohitsoa - Ao amin'ny Vohitry ny Soa

Ferme Ambohitsoa - Ao amin'ny Vohitry ny Soa Nous produisons une variété de produits frais et sains ainsi que des plants comestibles et ornementaux

04/12/2025

🌞🌞

🥦 Maro be ianareo no nanontany anay momba ny legioma. Mbola mamboly izany izahay amin'izao saingy tena vitsy ny vokatra,...
06/05/2024

🥦 Maro be ianareo no nanontany anay momba ny legioma. Mbola mamboly izany izahay amin'izao saingy tena vitsy ny vokatra, ka mbola tsy mivarotra azy aloha izahay. Miezaka hatrany izahay ny hanolotra anareo vokatra tena kalitao. 💚

🌿 Ankoatran'izay anefa dia eto am-panomanana vokatra hafa ankoatran'ny legioma izahay, izay hivoaka tsy ho ela.
Ny vokatra misy aloha atreto dia mbola ny Saonjo sy Framboise izay azo jifaina soa aman-tsara. 🍽️✨

📦 Raha te hanao commande ianareo dia aza misalasala manantona anay na ao amin'ny MP na amin'ny antso 032 27 272 32 📲💬

Faly foana izahay mandray anareo ! 😊

=================

🥦 Nous avons reçu de nombreuses demandes concernant nos légumes. Bien que nous continuions à les cultiver avec soin, notre production actuelle est encore assez limitée, ce qui nous empêche de les proposer à la vente pour le moment. Nous tenons à vous assurer que nous travaillons sans relâche pour vous offrir les meilleurs produits possibles. 💚

🌿 Par ailleurs, nous avons de passionnants projets en cours ! En plus de nos délicieux taros et framboises qui sont toujours disponibles, nous sommes en train de préparer de nouveaux produits. Restez à l'écoute pour découvrir nos nouvelles créations très bientôt ! 🍽️✨

📦 Pour passer commande, n'hésitez pas à nous contacter en message privé ou par téléphone. Nous sommes impatients de vous servir ! 📲💬

Mankasitraka indrindra anareo rehetra efa nanjifa ny Saonjo. Hery lehibe ho anay ny fanohananareo. 🥔✨🛒📞 Ho an'ireo izay ...
24/04/2024

Mankasitraka indrindra anareo rehetra efa nanjifa ny Saonjo. Hery lehibe ho anay ny fanohananareo. 🥔✨

🛒📞 Ho an'ireo izay tsy mbola nahazo dia mbola misy hatrany. Aza misalasala ary manao commande ao amin'ny hafatra miafina na amin'ny laharana 032 27 272 32. 📲💬

Mankasitraka indrindra tompoko ! 🌱🙏

=================

Un immense merci à tous nos clients qui ont récemment passé commande de nos délicieux taros ! Votre soutien et votre fidélité sont notre plus grande motivation. 🥔✨

🛒📞 Pour ceux qui n'ont pas encore eu la chance de commander, il en reste encore ! N'hésitez pas à passer votre commande dès maintenant en nous contactant par téléphone ou en nous envoyant un message privé. Nous serons ravis de vous servir ! 📲💬

🌱🙏 Merci pour votre confiance ! À bientôt ! 🌟🍽️

🌿 La terre est notre plus grande ressource, notre seule source de vie. Nous devons en prendre soin comme de notre propre...
22/04/2024

🌿 La terre est notre plus grande ressource, notre seule source de vie. Nous devons en prendre soin comme de notre propre vie. 🌿

22 avril : Journée internationale de la terre nourricière 🌱

Fisaorana ho an'ilay Nahary ary fisaorana ho an'ny tany noho ny vokatra maro be atolony isan'andro 🌿 Faly izahay anio ma...
19/04/2024

Fisaorana ho an'ilay Nahary ary fisaorana ho an'ny tany noho ny vokatra maro be atolony isan'andro 🌿
Faly izahay anio mampahafantatra anareo ny vokatra "mandalo" vao notazana tato amin'ny Ferme Ambohitsoa, dia ireto Saonjo maro be ireto. 🥔✨

🛒📞 Afaka manao commande tsara oh ! 😊 3 000 Ar monja ny kilao 💵
Mandefa fotsiny MP na Commentaire, afaka miantso mivantana ihany koa amin'ny laharana 032 27 272 32. 📲💬

🚚🌾 Manomboka 2 kg dia afaka aterinay any aminareo ny Saonjo amin'ny sarany 4 000 Ar ny fanaterana azy amin'ny Alatsinainy 22 aprily ho avy izao. 📦🚛

📍🏡 Fa afaka alainareo ihany koa ny Alatsinainy 22 avril na Talata 23 avril an ! Alarobia akaikin'ny La City na Ambohidratrimo akaikin'ny CEG no toerana hangalana azy. 🏡🚗

Aza misalasala ary manantona fa mandalo ihany izy io an ! 🌟🍽️

=================

Gratitude au Créateur et à la terre nourrissière pour la générosité qu'ils nous offrent chaque jour. 🌿
Aujourd'hui, nous sommes ravis de vous présenter notre produit du moment: les taros, fraîchement récoltés à la Ferme Ambohitsoa ! 🥔✨

🛒📞 Vous souhaitez passer commande ? C'est simple ! Vous pouvez nous contacter par téléphone, en message privé ou en laissant un commentaire ci-dessous. 💵 Le prix du kilos est de 3 000 Ar seulement 📲💬

🚚🌾 Pour une livraison à domicile, nous proposons un minimum de 2 kg de taros avec des frais de livraison de 4000 Ar. Nos livraisons sont prévues pour ce lundi, le 22/04. 📦🚛

📍🏡 Vous avez également la possibilité de récupérer vos commandes dès lundi ou mardi à Alarobia près de La City ou à Ambohidratrimo près de CEG. 🏡🚗

N'hésitez pas à nous contacter pour profiter de nos taros frais pour ajouter une touche de délicieuse saveur à vos plats !

Bon appétit et à très bientôt ! 🌟🍽️

🌱✨"Mamboly sy miompy", asa tena mila fandavan-tena sy fitiavana miasa anaty natiora be ... nefa dia mahafinaritra foana ...
19/01/2024

🌱✨"Mamboly sy miompy", asa tena mila fandavan-tena sy fitiavana miasa anaty natiora be ... nefa dia mahafinaritra foana rehefa misy vokatra kely✨🌱

🌿🥕🌱 Andro fiotazana ny anio : Radis mainty ! 🌱🥕🌿Vokatra be ny radis mainty aty amin'ny ferme rehefa nanao ny fiotazana i...
14/11/2023

🌿🥕🌱 Andro fiotazana ny anio : Radis mainty ! 🌱🥕🌿

Vokatra be ny radis mainty aty amin'ny ferme rehefa nanao ny fiotazana izahay androany.

Fantatrao ve fa tena tsara ho an'ny fahasalamana ny radis mainty ?

🔸 Détoxifiant Naturel : ny radis mainty dia malaza indrindra amin'izay manadio ny aty (foie) ary manatsara ny fandevonan-kanina.

🔸 Be otrikaina: vitamine C, B6, potassium ary antioxydants maro izay manamafy ny hery fiarovana.

🔸 Manampy amin'ny fandevonan-kanina

🔸 Manampy amin'ny fahasalaman'ny voa (rein)

🔸 Manampy amin'ny fahasalaman'ny hoditra

Tsara e!?

👉10.000ar ny kilo raha mila ianao. Afaka récupérer-na ety Alarobia, akaiky la City fa afaka manao livraison ihany koa.

Maniry tsara hatrany aloha ry zareo 🥬🫑🫛😍
02/11/2023

Maniry tsara hatrany aloha ry zareo 🥬🫑🫛😍

01/11/2023

Ity ilay asa natao tamin'ny faran'ny fahavaratra lasa teo, efa miandry rotsak'orana misimisy dia volena ny voanjo, voanjobory ary katsaka.

☀️ Miezaka mikarakara voninkazo ihany koa ny aty amin'ny Ferme. 🌸🏵️
31/10/2023

☀️ Miezaka mikarakara voninkazo ihany koa ny aty amin'ny Ferme. 🌸🏵️

Elaela tsy hita fa variana namboly kafe! ☕
30/10/2023

Elaela tsy hita fa variana namboly kafe! ☕

Address

Andranovelona

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00

Telephone

+261322727232

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ferme Ambohitsoa - Ao amin'ny Vohitry ny Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category