Tsena Nakร 

Directions

Tsena Nakร  VIVEZ AUTREMENT avec Tsena Nakร . Nous vous accompagnons au quotidien en vous proposant une large gamme de produits et services.

La qualitรฉ et le bon prix sont les caractรฉristiques de notre travail

๐Ÿ“ FIANARANTSOA โ€“ MUGS EN Cร‰RAMIQUE (150 ML) โ˜•๐Ÿ’ฐ 20 000 Ar le carton de 6 piรจces๐ŸŽจ 12 modรจles disponibles๐Ÿ‘‰ JP en commentair...
17/09/2026

๐Ÿ“ FIANARANTSOA โ€“ MUGS EN Cร‰RAMIQUE (150 ML) โ˜•
๐Ÿ’ฐ 20 000 Ar le carton de 6 piรจces
๐ŸŽจ 12 modรจles disponibles

๐Ÿ‘‰ JP en commentaire + confirmation en MP

โš ๏ธ Stock limitรฉ
๐Ÿšš Envoi possible en province

๐Ÿฅฐ AKORY ABY eeee ๐Ÿฅฐ> COCHON DE LAIT Matsiro be hoantsika eto FIANARANTSOA sy ny manodidina.๐Ÿคค๐Ÿ‘‰ Prix :- 65.000 Ariary/Kg.- ...
12/04/2025

๐Ÿฅฐ AKORY ABY eeee ๐Ÿฅฐ

> COCHON DE LAIT Matsiro be hoantsika eto FIANARANTSOA sy ny manodidina.๐Ÿคค

๐Ÿ‘‰ Prix :
- 65.000 Ariary/Kg.
- 60.000 Ariary/Kg kosa raha maka 3Kg miakatra.

> Vokatra 100% Malagasy mba hazahoana ny tsiro tsara indrindra no atolotray๐Ÿ–๐Ÿคค.

> Livraison GRATUIT.๐Ÿšš

> Aza tara fa sao tsy mahazo ndray anโ˜บ๏ธ

> Mandefasa message privรฉ (MP) manao ny commande Tompoko๐Ÿค



๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐ŸŽ๐ŸŽˆ AKORY ABY eeee ๐ŸŽˆ๐ŸŽ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ> Produit de canard hoantsika eto FIANARANTSOA sy ny manodidina amin'izao fety izao :- Magret de...
22/06/2024

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐ŸŽ๐ŸŽˆ AKORY ABY eeee ๐ŸŽˆ๐ŸŽ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
> Produit de canard hoantsika eto FIANARANTSOA sy ny manodidina amin'izao fety izao :

- Magret de canard : 55.000 Ariary/Kg
- Cuisse de canard : 32.000 Ariary/Kg
- Canard entier : 27.000 Ariary/Kg
- Carcasse 12.000 Ariary/Kg.

> Vokatra 100% Malagasy ary tsy misy akora simika no vokarinay.

> Livraison gratuit eto FIANARANTSOA ny atalata 25 Juin 2024.

> Efa maro no nanao commande ka aza tara sao tsy mahazo intsony.

> Mandefasa message privรฉ ( MP ) manao ny commande Tompoko๐Ÿค

Akory aby Fianarantsoa sy ny manodidina๐Ÿค-  Mitady mpandray Voanjo ve ianao ๐Ÿฅœ๐Ÿฅœ?-  Manana vokatra betsaka ve nefa tsy misy...
17/06/2023

Akory aby Fianarantsoa sy ny manodidina๐Ÿค

- Mitady mpandray Voanjo ve ianao ๐Ÿฅœ๐Ÿฅœ?
- Manana vokatra betsaka ve nefa tsy misy mpandray ilay vokatra ๐Ÿฅœ๐Ÿฅœ?

๐Ÿ‘‰ IZAHAY DIA MANDRAY VOANJO EFA VOAHOFY.

- NB : Raisinay daholo na firy tonnes ny voanjonao.

๐ŸŽ‰๐ŸŽ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ AKORY ABY eeee ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐ŸŽ๐ŸŽ‰> Canard entier hoantsika eto FIANARANTSOA amin'izao fetin'ny P***a izao :๐Ÿ‘‰ Canard entier : 25.0...
06/04/2023

๐ŸŽ‰๐ŸŽ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ AKORY ABY eeee ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐ŸŽ๐ŸŽ‰

> Canard entier hoantsika eto FIANARANTSOA amin'izao fetin'ny P***a izao :

๐Ÿ‘‰ Canard entier : 25.000 Ariary/Kg.

> Vokatra 100% Malagasy ary tsy misy akora simika no vokarinay.

> Livraison gratuit partout ร  FIANARANTSOA ny Asabotsy 08 Avril 2023.

> Efa maro no nanao commande ka aza tara sao tsy mahazo intsony.

> Mandefasa message privรฉ ( MP ) manao ny commande Tompoko๐Ÿค

๐ŸŽ‰๐ŸŽ๐ŸŽˆ FETY Matsiro BE ๐ŸŽˆ๐ŸŽ๐ŸŽ‰> Vitsivitsy sisa ilay Canard entier hoantsika izay mbola tsy nahazo eto FIANARANTSOA sy ny manod...
31/12/2022

๐ŸŽ‰๐ŸŽ๐ŸŽˆ FETY Matsiro BE ๐ŸŽˆ๐ŸŽ๐ŸŽ‰

> Vitsivitsy sisa ilay Canard entier hoantsika izay mbola tsy nahazo eto FIANARANTSOA sy ny manodidina amin'izao fety izao :

๐Ÿ‘‰ Canard entier : 25.000 Ariary/Kg.

> Vokatra 100% Malagasy ary tsy misy akora simika no vokarinay.

> Livraison GRATUIT partout ร  FIANARANTSOA anio asabotsy 31 dรฉcembre 2022.

> Efa kely sisa fa aza tara sao tsy mahazo intsony.

> Mandefasa message privรฉ ( MP ) manao ny commande Tompoko๐Ÿค

๐ŸŽ‰๐ŸŽ๐ŸŽˆ AKORY ABY eeee ๐ŸŽˆ๐ŸŽ๐ŸŽ‰> Canard entier hoantsika eto FIANARANTSOA sy ny manodidina amin'izao fety izao :๐Ÿ‘‰ Canard entier :...
26/12/2022

๐ŸŽ‰๐ŸŽ๐ŸŽˆ AKORY ABY eeee ๐ŸŽˆ๐ŸŽ๐ŸŽ‰

> Canard entier hoantsika eto FIANARANTSOA sy ny manodidina amin'izao fety izao :

๐Ÿ‘‰ Canard entier : 25.000 Ariary/Kg.

> Vokatra 100% Malagasy ary tsy misy akora simika no vokarinay.

> Livraison gratuit partout ร  FIANARANTSOA ny alatsinainy 26 dรฉcembre ka hatramin'ny asabotsy 31 dรฉcembre 2022.

> Efa kely sisa fa aza tara sao tsy mahazo intsony.

> Mandefasa message privรฉ ( MP ) manao ny commande Tompoko๐Ÿค

๐Ÿ— Miam Miam ๐Ÿ˜‹๐ŸคคMatsiro kosa ilay canard rรดti an๐Ÿคค๐ŸคคMarihana fa mivarotra canard entier manta izahay hoan'ireo izay maniry h...
26/12/2022

๐Ÿ— Miam Miam ๐Ÿ˜‹๐Ÿคค

Matsiro kosa ilay canard rรดti an๐Ÿคค๐Ÿคค

Marihana fa mivarotra canard entier manta izahay hoan'ireo izay maniry hikarakara sakafo matsiro amin'izao fety izao๐Ÿ˜

๐ŸŽ‰๐ŸŽ๐ŸŽ„ Akory aby eeee ๐ŸŽ„๐ŸŽ๐ŸŽ‰> Produit de canard hoantsika eto FIANARANTSOA sy ny manodidina amin'izao krisimasy izao :- Foie g...
22/12/2022

๐ŸŽ‰๐ŸŽ๐ŸŽ„ Akory aby eeee ๐ŸŽ„๐ŸŽ๐ŸŽ‰

> Produit de canard hoantsika eto FIANARANTSOA sy ny manodidina amin'izao krisimasy izao :

- Foie gras de canard : 50.000 Ariary/Kg
- Magret de canard : 50.000 Ariary/Kg
- Cuisse de canard : 28.000 Ariary/Kg
- Canard entier : 20.000 Ariary/Kg
- Carcasse 12.000 Ariary/Kg

> Vokatra 100% Malagasy ary tsy misy akora simika no vokarinay.

> Livraison gratuit partout ร  FIANARANTSOA ny asabotsy 24 dรฉcembre sy ny alahady 25 dรฉcembre.

> Mandefasa message privรฉ ( MP ) manao ny commande Tompoko๐Ÿค

๐ŸŽ๐Ÿ† Akory aby ny mpamboly eto Fianarantsoa sy ny manodidina ๐Ÿฅ’๐Ÿ‡๐Ÿ…๐ŸŒฝ๐ŸŒพ๐Ÿ“๐Ÿฅ•๐ŸŽ๐Ÿฅฆ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพMisy indray ny   tain-gana 100% mahomby hoan'ny f...
21/11/2022

๐ŸŽ๐Ÿ† Akory aby ny mpamboly eto Fianarantsoa sy ny manodidina ๐Ÿฅ’๐Ÿ‡๐Ÿ…๐ŸŒฝ๐ŸŒพ๐Ÿ“๐Ÿฅ•๐ŸŽ๐Ÿฅฆ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ

Misy indray ny tain-gana 100% mahomby hoan'ny fambolenao ato aminay. ๐Ÿฅฆ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ

Tain-gana 100% tsy misy fangarony, tsy misy taim-bakona ary azo ampiasaina amin'ny fambolena rehetra. ๐Ÿฅ’๐Ÿ“๐Ÿฅ•๐Ÿ‡๐Ÿ…๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ

=> Ireto avy ny tombotsoa azo avy amin'ny zezika tain-gana :

- Manatsara sy mahalonaka tanteraka ny tany.
- Manatsara ny fitombon'ny fakany, ny tahony ary ny ravin'ny voly.
- Manatsara sy mapitombo ny vokatra azo.
- Mapatoa tsara ny vokatra.
- Manamafy ny voly haharitra ny hafanana sy ny rivotra ary ny hamandoana be loatra.
- sns ...

Koa hararaoty ary fa sao tsy mahatratra ny anjaranao ianao. ๐Ÿฅฆ๐Ÿ…๐Ÿ‡๐ŸŒฝ๐ŸŒพ๐ŸŒพ๐ŸŒพ

Alefaso message aminay ny commande Tompoko๐Ÿค

Address

Anjoma

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Nakร  posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category