Jabora akoho gasy

Jabora akoho gasy Akoho gasy frais, natoraly, matavy

Entiers d’environ 1,1 kg à 1,5 kg disponibles.Prix : 28.000 Ar /KgPassez votre commande dès maintenant.Contactez-nous en...
20/08/2026

Entiers d’environ 1,1 kg à 1,5 kg disponibles.
Prix : 28.000 Ar /Kg
Passez votre commande dès maintenant.
Contactez-nous en MP ou appelez-nous au 034 40 134 45

19/08/2026

Asehonay anatin’ity vidéo kely ity ny fomba fikarakaranay ny akoho gasy alohan’ny hahatongavany any aminareo.
Fomba fiasa voarindra ary fahadiovana hita amin’ny dingana rehetra.

Ho an’ireo mpandraharaha mitady partenaire azo itokisana amin’ny commande akoho gasy en gros,  dia misokatra amin’ny fia...
18/08/2026

Ho an’ireo mpandraharaha mitady partenaire azo itokisana amin’ny commande akoho gasy en gros, dia misokatra amin’ny fiaraha-miasa izahay.
Prix de gros : 27.000 Ar/Kg
Détails : 28.000 Ar/Kg
Mifandraisa aminay amin’ny MP na
☎️034 40 134 45

Atody akoho gasyPrix: 1.500Ar ny iray.Mbola afaka manao commande akoho gasy ihany koa ho an'ny livraison rahampitsoAkoho...
14/08/2026

Atody akoho gasy
Prix: 1.500Ar ny iray.
Mbola afaka manao commande akoho gasy ihany koa ho an'ny livraison rahampitso
Akoho gasy : 28.000 Ar/Kg
Livraison manomboka amin'ny 3.000 Ar

Mifandraisa aminay ao amin'ny MP na
☎️034 40 134 45

Gasy ka tsara 🇲🇬🇲🇬Akoho gasy frais hatrany an!Ny andro hanaterana ny commande no amolosana ny akoho. Tsy mandalo congéla...
13/08/2026

Gasy ka tsara 🇲🇬🇲🇬
Akoho gasy frais hatrany an!
Ny andro hanaterana ny commande no amolosana ny akoho. Tsy mandalo congélateur, commande maraina volosana maraina be, ny commande après midi volosana atoandro tonga dia aterina avy hatrany.
Prix: 28.000 Ar/Kg
Contact : 034 40 134 45

Efa afaka jifaina mivanta eny amin'ny Anakao Market  Amoronakona  ny akohonay.Kalitao efa nafantaranareo anay hatramin'i...
13/08/2026

Efa afaka jifaina mivanta eny amin'ny Anakao Market Amoronakona ny akohonay.
Kalitao efa nafantaranareo anay hatramin'izay ihany.

Misy indray ny atody akoho gasyPrix: 1.500 Ar📞034 40 134 45
10/08/2026

Misy indray ny atody akoho gasy
Prix: 1.500 Ar
📞034 40 134 45

Raha mitady akoho gasy vaovao, madio ary voafantina tsara ianao, dia ato aminay no safidy mendrika anao.Prix: 28.000 Ar/...
28/07/2026

Raha mitady akoho gasy vaovao, madio ary voafantina tsara ianao, dia ato aminay no safidy mendrika anao.
Prix: 28.000 Ar/Kg
Livraison à partir de 3.000Ar

📞034 40 134 45

Jabora Akoho Gasy dia maniry fahombiazana ho an'ny mpiadina baccalauréat rehetra, ary vonona hanolotra akoho gasy tsara ...
21/07/2026

Jabora Akoho Gasy dia maniry fahombiazana ho an'ny mpiadina baccalauréat rehetra, ary vonona hanolotra akoho gasy tsara kalitao.
Mandray commande izahay.

Aza hadino fa efa hita eny amin'ny Anakao Market Amoronakona By Pass ihany koa ny vokatra Jabora akoho gasy.

📞034 40 134 45

Vaovao mahafaly!Ny vokatra Jabora akoho gasy dia efa hita ao amin'ny Anakao Market Amoronakona manomboka izao.Kalitao ir...
20/07/2026

Vaovao mahafaly!
Ny vokatra Jabora akoho gasy dia efa hita ao amin'ny Anakao Market Amoronakona manomboka izao.
Kalitao iray ihany, fahatokisana iray ihany.
Tongava ary mitsidika anay!
Misaotra anareo hatrany amin'ny fanohanana.

📞034 40 134 45

Address

Soanierana
Ankadimbahoaka
101

Telephone

+261389689177

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jabora akoho gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Jabora akoho gasy:

Shortcuts

Share

Category