Antsahakely

Antsahakely Antsahakely dia toeram-piompiana trondro, akoho gasy ary kisoa. Mamokatra akoho fakana nofo ihany koa Antsahakely.

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka indray izahay iretp amin'ny sary Ilay akoho kely noraisina n'y 25 mars 17 semaine za...
24/07/2026

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka indray izahay
iretp amin'ny sary Ilay akoho kely noraisina n'y 25 mars
17 semaine zareo
mahazo lanja tsra ary efa manomboka mametraka toerapana-todizana indray
tsy mora Ilay asa fa noezahana afaka izay tratra
doa dia mirary soa Ary e

Miarahaba antsika namana rehetra nahatratra  ny P***aRaha ny fanomama trano no naseho antsika Téo Dia anio indray ny fif...
05/04/2026

Miarahaba antsika namana rehetra
nahatratra ny P***a

Raha ny fanomama trano no naseho antsika Téo Dia anio indray ny fifehezana n'y hafanana sy n'y rivotra
hilaina y fanajana ny hafanana fa koa tsy latsa-danja amin'izay koa n'y rivotra miditra sy mivoaka

Miankina amin'ireo ny mahatsara ny fotombony sy mahasalama azy.

Aleo hery koa samia mandroso isika rehetra

Tsara fiomanana mialoha hono tsy tapohany Mila hatao vonona 3 na 4 Andro mialoha ny  hidiran'ny akoho ny trano vita andr...
28/03/2026

Tsara fiomanana mialoha hono tsy tapohany

Mila hatao vonona 3 na 4 Andro mialoha ny hidiran'ny akoho ny trano
vita andrana ny hafanana sy rivotra
vonona ireo fitaovana ilaina rehetra

koa mahereza daholo ndray
Samia mandroso amin'ny izay hatao Daholo e

31/12/2025

Address

Ankazobe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsahakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category