29/03/2023
Salama daholo ô!
Hotohizantsika ny fifampizarana,"production pâtissière"iany izy ity.
"BRETZEL" (m**o miendrika nœud)
✴ho an'olona 10
👉Akora ilaina
▪500g farine
▪40g siramamy
▪75g"beurre fondue "
▪1atody
▪1Tsongo sira
▪1sachet "levure boulangerie "
▪125ml rano matimaty
▪125ml ronono matimaty
👉"garniture "
▪graines de sésames,pavot,sira,...
👉Fikarakarana
1⃣
❇Afangaro ny rano matimaty,ronono matimaty,"levure boulangerie "mandritran'ny 15mn
❇Afangaro ny farine,sira,siramamy,"beurre fondue "
❇rehefa vita izay dia afangaro mandrapahazo "pâte lisse".
❇rakofana lamba lena,apetraka amin'ny toerana mafana mandritran'ny (1h)
❇rehefa afaka 1h dia zarazaraina ilay pâte mba ahazo endrika "bretzel".
2⃣
❇mampangotraka rano 1,5l,apiana sira sy "bicarbonate"
❇arotsaka ao ilay"bretzel"
❇atao eo ambony plateau avy eo.
3⃣
▪kapohana ny atody,apiana rano 1sotro
▪ahosotra amin'ilay "bretzel",
▪araraka ny "garniture"(graines de sésames,pavot,sel,...)
▪afanaina ny four (200°),ampidirina avy eo
Miandry ny fahamasahany de zay!
Afaka ahitsy rah misy tsy mety.
Mirary soa sy fahombiazana.