Kit Solaire PRO

Kit Solaire PRO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kit Solaire PRO, Grocers, Behoririka, Antananarivo.

KIT SOLAIRE PRO - L' énergie sans coupure ⚡🌞🔋
➡️Dites stop aux délestages
➡️Produisez votre Propre électricité
➡️Kits complets fiables & économiques
cont 034 54 062 42(WhatsApp)
033 81 376 92
Livraison partout à Madagascar

➡️ Avelao ny masoandro no hiasa ho anao, tsy misy fetra.Mankafiza herinaratra azo antoka miaraka amin'ny produits tsara ...
05/08/2026

➡️ Avelao ny masoandro no hiasa ho anao, tsy misy fetra.

Mankafiza herinaratra azo antoka miaraka amin'ny produits tsara kalitao sy azo itokisana. 💯

KIT HYBRIDE

✅ 5KVA 24V
✅ 6KVA 48V

✅ Garantie 2 ans

📞 Contact :
034 54 062 42 (WhatsApp)
033 81 376 92

✅ ➡️ Vita soa aman-tsara indray ny installation Kit Hybride 5KVA.🙏 Mankasitraka indrindra ny mpanjifanay amin'ny fahatok...
05/08/2026

✅ ➡️ Vita soa aman-tsara indray ny installation Kit Hybride 5KVA.

🙏 Mankasitraka indrindra ny mpanjifanay amin'ny fahatokisana sy ny fiaraha-miasa.
Raha mitady kit solaire tsara kalitao, azo antoka ary miaraka amin'ny installation matihanina, dia aza misalasala mifandray aminay.

📞 Contact : • 034 54 062 42 (WhatsApp) • 033 81 376 92

✅ Produits garantis 2 ans.
📍 Installation manerana an'i Madagascar.

-Panneau 450W x4
-Batterie lithium LifeP04 350Ah 25.6V
-Parafoudre DC / AC / piquet de terre/
- Disjoncteur DC / AC
- Câble spécial panneau 15M
- Coche
- Connecteur

✅ PRODUIT AZO ANTOKA 💯🔹 Kit hybride 11KVA complet miaraka amin'ny accessoires rehetra🔹 Batterie Lithium LiFePO4 350Ah ×2...
02/08/2026

✅ PRODUIT AZO ANTOKA 💯

🔹 Kit hybride 11KVA complet miaraka amin'ny accessoires rehetra
🔹 Batterie Lithium LiFePO4 350Ah ×2 (17.92 kWh – 6 000 cycles)
🔹 PRIX : 22 300 000 Ar
🔹 🚚 Livraison GRATUITE eto Antananarivo
🔹 🛡️ Garantie 2 taona
🔹 ⚡ Kalitao avo lenta, maharitra ary azo itokisana

💚 Safidio ny herin'ny masoandro, mitsitsy ary mahaleo tena amin'ny herinaratra!

📌 Raha tsy mifanaraka amin'ny filanao ity kit ity, dia afaka manao devis personnalisé izahay arakaraka ny filanao.

🔧 Manao installation professionnelle manerana an'i Madagasikara izahay.

PRIX : 22 300 000AR

📞 Contact :

📱 034 54 062 42 (WhatsApp)
📱 033 81 376 92

🙏🙏Misaotra indrindra tamin'ny fahatokisana an'i KIT SOLAIRE PRO 🙏Faly izahay nanatanteraka ny fametrahana ny Kit Solaire...
28/07/2026

🙏🙏Misaotra indrindra tamin'ny fahatokisana an'i KIT SOLAIRE PRO 🙏

Faly izahay nanatanteraka ny fametrahana ny Kit Solaire complet ho anareo mpanjifa hajaina.

Ny tanjonay dia ny hanome angovo azo antoka, maharitra ary mifanaraka amin'ny filanareo ⚡🔋

Mankasitraka anareo nisafidy anay. Vonona hatrany izahay hanome ny tsara indrindra.

✅ Produits azo antoka sy maharitra taona maro

✅ GARANTIE 2 taona

📞 Contact :
034 54 062 42 (WHATSAPP)
033 81 376 92

Kit HYBRIDE ✅ 11KVA / ✅ 22KVA➡️Notre objectif est de vous proposer des équipements solaires de haute qualité, robustes e...
27/07/2026

Kit HYBRIDE ✅ 11KVA / ✅ 22KVA

➡️Notre objectif est de vous proposer des équipements solaires de haute qualité, robustes et conçus pour durer, que ce soit pour votre habitation, votre entreprise, votre commerce ou toute autre activité professionnelle.

✅ Nous disposons de plusieurs kits adaptés à tous les besoins et à tous les niveaux de consommation, afin de vous offrir la solution la plus adaptée à votre projet.

⚡ Faites le choix de l'énergie solaire et profitez d'une alimentation électrique stable, économique et respectueuse de l'environnement avec Kit Solaire PRO.
🚚 Nous assurons l'installation de nos équipements dans toute la région de Madagascar et proposons également la livraison dans toutes les régions du pays.

📞 Contact :
034 54 062 42 (WhatsApp)
033 81 376 92

🫱🫱 KIT HYBRIDE✅ 5KVA   /  ✅ 6KVA ➡️➡️ Ny fahatokisanao ny safidy tsara indrindra dia mitondra anao amin'ny fahombiazana ...
27/07/2026

🫱🫱 KIT HYBRIDE✅ 5KVA / ✅ 6KVA

➡️➡️ Ny fahatokisanao ny safidy tsara indrindra dia mitondra anao amin'ny fahombiazana tsy misy fetra, miaraka amin'ny angovo madio sy maharitra azo avy amin'ny masoandro amin'ny alalan'ny Kit Solaire PRO.

🔧 Manao installation manerana an'i Madagascar izahay ary afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra.

✅ Produits azo antoka, matanjaka ary maharitra, miaraka amin'ny GARANTIE 2 TAONA.

📞 Contact :034 54 062 42 (WhatsApp)033 81 376 92

➡️➡️Ny tanjon'ny Kit Solaire PRO dia ny hanome anao produits maharitra, matanjaka ary azo antoka, na ho an'ny asanao na ...
27/07/2026

➡️➡️Ny tanjon'ny Kit Solaire PRO dia ny hanome anao produits maharitra, matanjaka ary azo antoka, na ho an'ny asanao na ho an'ny tokantranonao.

✅ Misy kit mifanaraka tsara amin'ny filanao rehetra, arakaraka ny zavatra ilainao sy ny fampiasanao.

➡️Ny fahatokisanao ny safidy tsara indrindra dia mitondra anao amin'ny fahombiazana tsy misy fetra, miaraka amin'ny angovo madio sy maharitra azo avy amin'ny masoandro amin'ny alalan'ny Kit Solaire PRO.

✅ Garantie 2 taona

⚡ Batterie Lithium LiFePO₄ avo lenta sady maharitra ela

🔌 Convertisseur Hybride mahomby sy matanjaka

🏠 Mety ho an'ny trano, birao ary fivarotana

🌱 Angovo madio, fahaleovantena tanteraka ary fiarovana azo antoka

Manao installation manerana ny Madagascar ary afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra.

📲 WhatsApp: 034 54 062 42
📞 Antsoy: 033 81 376

🫱🙏🙏 Makasitraka indrindra anareo mpanjifa avy any Diego Suarez tamin'ny fahatokisana sy ny fividianana Kit Hybride 3.5KV...
24/07/2026

🫱🙏🙏 Makasitraka indrindra anareo mpanjifa avy any Diego Suarez tamin'ny fahatokisana sy ny fividianana Kit Hybride 3.5KVA ×2.

✅Faly izahay ato amin'ny Kit Solaire PRO manampy anareo hahazo herinaratra azo antoka, mitsitsy ary maharitra ho an'ny tokantrano sy ny asa aman-draharaha.

Ny fahafaham-ponareo no hery manosika anay hanohy hanolotra vokatra manara-penitra sy serivisy matihanina manerana an'i Madagasikara.

✅ Produits azo antoka 💯
✅ Livraison manerana an'i Madagasikara
✅ Installation assurée

📞 034 54 062 42 (WhatsApp)
📞 033 81 376 92

Kit solaire Pro– Vahaolana azo antoka ho an'ny herinaratrao.

💯 Ny kalitao no laharam-pahamehana!Safidio ny Kit Solaire PRO raha mitady herinaratra azo antoka, matanjaka ary maharitr...
23/07/2026

💯 Ny kalitao no laharam-pahamehana!

Safidio ny Kit Solaire PRO raha mitady herinaratra azo antoka, matanjaka ary maharitra ho an'ny tranonao na ny orinasanao.

✅ Produits garantis 2 ans

✅ Livraison manerana an'i Madagascar
✅ Installation professionnelle

📞 Contact :
📱 034 54 062 42 (WhatsApp)
📱 033 81 376 92

📩 Mifandraisa aminay dieny izao, fa hanampy anao hisafidy ny kit solaire mifanaraka amin'ny filanao izahay.

🙏🙏Ny Fahatokisanareo no laharam-pamehana.🫱🫱 KIT HYBRIDE POUR BATTERIE LITHIUM LiFePO₄ (4000 à 6000 cycles)Mitadiava prod...
23/07/2026

🙏🙏Ny Fahatokisanareo no laharam-pamehana.

🫱🫱 KIT HYBRIDE POUR BATTERIE LITHIUM LiFePO₄ (4000 à 6000 cycles)

Mitadiava produit azo antoka, matanjaka ary maharitra ho an'ny tranonao na ny orinasanao.

Ao amin'ny KIT SOLAIRE PRO, dia manolotra kits hybrides vita amin'ny batteries Lithium LiFePO₄ izahay, natao hanomezana herinaratra milamina sy maharitra mandritra ny taona maro.

💯 Ny vidiny dia mifanaraka amin'ny kalitao sy ny faharetan'ny produit. Efa maro ireo mpanjifa no afa-po tamin'ny vokatra sy ny tolotra omenay, ka manasa anao izahay hanatevin-daharana azy ireo.

📍 Manao livraison sy installation izahay, na eto Antananarivo na any amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara.

🛡️ Garantie 2 taona ny produits rehetra

✅ Kit N°1: 5KVA
Panneau 400W ×4
Batterie Lithium LiFePO₄ 350Ah 25.6V
Convertisseur Hybride 5KVA
Disjoncteur
Câble 20m
Connecteurs
Cosses

✅ Kit N°2 : 6KVA
Panneau 400W ×6
Batterie Lithium LiFePO₄ 200Ah 12.8V ×4
Convertisseur Hybride 6KVA
Disjoncteur
Câble 20m
Connecteurs
Cosses

✅ Kit N°3 : 11KVA
Panneau 400W ×12
Batterie Lithium LiFePO₄ 300Ah 51.2V
Convertisseur Hybride 11KVA
Coffret de protection AC/DC (avec piquet de terre)
Connecteurs
Cosses
Câble 40m
Support panneaux (Rails)

✅ Kit N°4: 22KVA (2 Convertisseurs 11KVA en parallèle)
Panneau 400W ×22
Batterie Lithium LiFePO₄ 300Ah 51.2V ×2
Convertisseur Hybride 22KVA (2 × 11KVA en parallèle)
Coffret de protection AC/DC (avec piquet de terre)
Support panneaux (Rails)
Câble 60m

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kit Solaire PRO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category