Tacos Nak'Ahy

Tacos Nak'Ahy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tacos Nak'Ahy, Food & Drink, Mahazo, Antananarivo.

Tsy misy livraison ny Alarobia 16 Jolay 2025 izao. Afaka manao récupération kosa anefa. Miverina ny alakamisy ny livrais...
13/07/2025

Tsy misy livraison ny Alarobia 16 Jolay 2025 izao. Afaka manao récupération kosa anefa. Miverina ny alakamisy ny livraison. Mankasitraka tompoko.

🌮 Tacos pur viande --- sans frites, sans porc, sans légumes !! 🌮✅Tacos carnivore, hena fotsiny✅Matsiro hatrany, tena tsa...
05/06/2025

🌮 Tacos pur viande --- sans frites, sans porc, sans légumes !! 🌮

✅Tacos carnivore, hena fotsiny
✅Matsiro hatrany, tena tsara loatra
✅Miavaka ny tsirony

💰Vidiny : 8 000 Ariary

🌮🌮Manaova commande amin’ny MP 🌮🌮
Manandrama dia hahita ny tsirony, manaova retour😋😋😋😋
🍗🍖🍗 TACOS CARNIVORE 🍗🍖🍗

INGREDIENTS :
-🥩 Saucisse de bœuf
-🍗 Blanc de poulet

SAUCES 😋😋😋 :
-Sauce fromagère spéciale🧀🧀
-Ketchup🍅
-Mayonnaise🥚
-Chili🌶️ (au choix)

------------------------------

🛒 Livraison an'ireo commande: arakaraky ny nandraisana azy
➡️: mandray commande ny Alahady fa tsy manao livraison Alahady
🚲 Livraison : arakaraky ny toerana, manomboka @ 3.000 ariary
🔴 Azonao alaina sady mafana be eo amin'ny : vavahadin’ny Katôlika Ankadindramamy (Eo amin’ny Total no mitsofoka)

📑 ALEFASO ARY NY COMMANDE MP na antsoy ny 📞 038 83 163 56
🙏Mankasitraka anao sahady !

🍕🌮Pâtes à Tacos & Pizza 🌮🍕✅Ho anareo mpivarotra tacos sy pizza.✅Mitady pate tsara kalitao nefa mora ve ianao ?✅Izahay di...
03/06/2025

🍕🌮Pâtes à Tacos & Pizza 🌮🍕

✅Ho anareo mpivarotra tacos sy pizza.
✅Mitady pate tsara kalitao nefa mora ve ianao ?
✅Izahay dia mivarotra pate tacos sy pate pizza amin’ny sarany mirary.
✅Malefaka tsara tsy mora rovitra
✅Azo tahirizina

🤝Afaka miara-miasa tsara
⏰Afaka manao isan’andro (ankoatry ny Alahady).

💰VIDINY :
👉Pâtes à Tacos précuites :
GM 26cm : 750ar/pièce (commande 20 isa farafahakeliny = 15.000Ar)
PM 15cm : 600ar/pièce (commande 25 isa farafahakeliny = 15.000Ar)

👉Pâtes à pizza mi-cuites : (misy 2 karazana, na matevina na antonony)
🍕ANTONONY
GM 30cm : 1.600ar/pièce (commande 10 isa farafahakeliny = 16.000Ar)
PM 23cm : 1.100ar/pièce (commande 15 isa farafahakeliny = 16.500Ar)
🍕MATEVINA
GM 30cm : 3.000ar/pièce (commande 05 isa farafahakeliny = 15.000Ar)
PM 23cm : 2.000ar/pièce (commande 08 isa farafahakeliny = 16.000Ar)

📝Alefaso ary ny commande-nao fa vonona hiara-hiasa aminao izahay. 😉

--------------------

📑Commande :
-Mandeha par pack
-Miantso na mandefa MP
-Raisina 7j/7j
🚲Livraison :
-Manomboka @3.000ar
-Misesy araka ny commande voaray
-Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy

🚐Mandefa any amin’ny faritra.

🙏Mankasitraka anao sahady !
Tél : 034 66 261 88

🍕🌮Pâtes à Tacos & Pizza 🌮🍕✅Mitady pate tsara kalitao nefa mora ve ianao ?✅Izahay dia mivarotra pate tacos sy pate pizza ...
05/05/2025

🍕🌮Pâtes à Tacos & Pizza 🌮🍕

✅Mitady pate tsara kalitao nefa mora ve ianao ?
✅Izahay dia mivarotra pate tacos sy pate pizza amin’ny sarany mirary ho anareo mpivarotra tacos sy pizza.

🤝Afaka miara-miasa tsara
⏰Afaka manao isan’andro (ankoatry ny Alahady).

💰Vidiny
👉Pâtes à Tacos :
GM 26cm : 750ar/pièce (commande 20 isa farafahakeliny = 15.000Ar)
PM 15cm : 600ar/pièce (commande 25 isa farafahakeliny = 15.000Ar)

👉Pâtes à pizza :
GM 30cm : 1.600ar/pièce (commande 10 isa farafahakeliny = 16.000Ar)
PM 23cm : 1.100ar/pièce (commande 15 isa farafahakeliny = 16.500Ar)

📝Alefaso ary ny commande-nao fa vonona hiara-hiasa aminao izahay. 😉

--------------------

📑Commande :
-Indray andro mialoha (farafahatarany)
-Raisina 7j/7j
🚲Livraison :
-Manomboka @3.000ar
-Misesy araka ny commande voaray
-Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy

🚐Mandefa any amin’ny faritra akaiky (oh : Antsirabe, Manjakandriana, ...)

🙏Mankasitraka anao sahady !
Tél : 034 66 261 88

Address

Mahazo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tacos Nak'Ahy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category