Koba ô

Koba ô Koba ô est votre coin pour du food frais et des spécialités culinaires made with love. 🇲🇬X🇺🇸�

𝗠𝗘𝗠𝗘𝗠 𝗠𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻 Fantatrao ve fa mamokatra Yaourt à boire fait maison vita amin’ny rononon’omby gasy koa Koba ô? 🤔🥰Afaka mam...
29/06/2024

𝗠𝗘𝗠𝗘𝗠 𝗠𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻

Fantatrao ve fa mamokatra Yaourt à boire fait maison vita amin’ny rononon’omby gasy koa Koba ô? 🤔🥰

Afaka mamatsy ny ankohonanao na ny tsenanao izahay.

Le programme d’aujourd’hui est à ANDOHALO 😍Nachoooooooos ❤️🎇🤩A plus 👋🏼
25/06/2024

Le programme d’aujourd’hui est à ANDOHALO 😍

Nachoooooooos ❤️🎇🤩

A plus 👋🏼

‼️𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐋𝐎 𝐧𝐲 𝐏𝐥𝐚𝐧 𝐍𝐚𝐜𝐡𝐨𝐬 ‼️🎇Iza no hijery afomanga rahampitso o? 🥰😍Ho hitanareo eny Andohalo izahay miaraka amin’ny...
24/06/2024

‼️𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐋𝐎 𝐧𝐲 𝐏𝐥𝐚𝐧 𝐍𝐚𝐜𝐡𝐨𝐬 ‼️🎇

Iza no hijery afomanga rahampitso o? 🥰😍
Ho hitanareo eny Andohalo izahay miaraka amin’ny tsakitsaky matsiro.❤️

🎇Nachos fromage 🧀
🎇Nachos chocolat

Chips ilay nachos e! Chips 🤤

Sady mijery afomanga nareo no mikarepoka nachos 🤩

Misy te hanao dégustation ve? 🤭

Tongava maro o ❤️

Variana nanao fety tsika dia saika adino ny tirage k*k 😂🤭TSY Anosy - tsy Antanimena - tsy Andrefanambohijanahary - tsy A...
02/04/2024

Variana nanao fety tsika dia saika adino ny tirage k*k 😂🤭

TSY Anosy - tsy Antanimena - tsy Andrefanambohijanahary - tsy Antaninarenina ilay toerana iny o 😶👀😂

Sopapa nomenay hoe
1) lalana miakatra
2) mazava

Ny valiny dia
A- - - - - - - - - -o 😲😂

Fa izany eo ihany i Rova Andrianatoandro no voasarika tamin’ilay kilalaontsikaaaa 😍 woeeeeeehhhh 👏👏👏
(Mp o📩)

Ary maninona marina raha asiana kilalao mamantatra toerana matetika ? 😂

Joyeuse mardi de Pâques o ❤️

SOPAPA KILALAO ! 🤣Ho an’izay mandray anjara rehetra amin’ilay kilalao ataonay iiiiiny ❤️TSY Andrefan’Ambohijanahary ity ...
26/03/2024

SOPAPA KILALAO ! 🤣
Ho an’izay mandray anjara rehetra amin’ilay kilalao ataonay iiiiiny ❤️
TSY Andrefan’Ambohijanahary ity toerana ity🙊😂😲

Alefa indray ary! Au clavier fa mba efa omenay sopapa beuuuu 🥴❤️

Ao amin’ny page ilay jeu annn 🙃

Alefaaaaa🤩🤯

Red or blue? 🔴🔵🔴🔵Mmmmh white 😂🥴Have a great day 👑
24/03/2024

Red or blue?
🔴
🔵
🔴
🔵
Mmmmh white 😂🥴

Have a great day 👑

Hena Bowl - Tout chaud tout frais 🤤 À demain les gens!❤️
22/03/2024

Hena Bowl - Tout chaud tout frais 🤤

À demain les gens!❤️

Andao Hilalao ❤️Raha nanaraka tsara ny story anay tato ho ato ianareo dia tonga dia mahay 🤫Chocolat inona ary no ampiasa...
22/03/2024

Andao Hilalao ❤️

Raha nanaraka tsara ny story anay tato ho ato ianareo dia tonga dia mahay 🤫

Chocolat inona ary no ampiasanay amin’ity chips enrobée de chocolat ity? 🤔

1️⃣Soraty eo amin’ny commentaire ny valiny
2️⃣Partager-o en story raha sur IG ianao no milalao NA partager-o amin’ny fil d’actualité raha sur facebook ianao no milalao 🥰
3️⃣Raha hainao hoe aiza io toerana amin’ny sary voalohany io dia soraty eo amin’ny commentaire koa dia omenay cadeau plus plus ❤️🥰🙊

Chips Zah’maka ny cadeau ho an’izay mahamarina ka voasarika 😲😵 ouiiii luxe be 😂

Lundi de Pâques ny result🥰

Alefaaaaa 🔥

———-
Zah’maka est un gobelet de chips sucrée salée enrobée de chocolat de Madagascar 🇲🇬
En promo jusqu’en fin mars 😍
✅12.000Ar au lieu de 15.000Ar

Bonnnnn ! Manomana ny commande-nareo izahay 🤗Afaka mbola mandefa commande ianareo pour livraison fin de semaine❤️- Hena ...
18/03/2024

Bonnnnn ! Manomana ny commande-nareo izahay 🤗
Afaka mbola mandefa commande ianareo pour livraison fin de semaine❤️
- Hena bowl (20.000Ar)
- Sozo chips (4.000Ar et 6.000Ar)
- Milkshake (4.000Ar)
- Chips enrobée de chocolat - Zah’maka (12.000Ar)

Te hanome vokatra frais be ho anareo foana izahay dia faly be izahay rehefa mandefa commande mialoha inareo 🥰

Merci ❤️

Koba ô

Hena bowl 🍲 Merci pour vos premières commandes ❤️La prise officielle des commandes commence demain 18 mars 2024 🤗🥰Bon di...
17/03/2024

Hena bowl 🍲
Merci pour vos premières commandes ❤️
La prise officielle des commandes commence demain 18 mars 2024 🤗🥰

Bon dimanche les Kôba ô lovers 😘

𝗛𝗘𝗡𝗔 𝗕𝗢𝗪𝗟 C’est quoiii? Hena Beeee anaty bowl e🍲 👇👇👇👇👇- du poulet laqué 🍗 - des boulettes de poissons 🐠 - des saucisses ...
13/03/2024

𝗛𝗘𝗡𝗔 𝗕𝗢𝗪𝗟
C’est quoiii? Hena Beeee anaty bowl e🍲
👇👇👇👇👇
- du poulet laqué 🍗
- des boulettes de poissons 🐠
- des saucisses poulet
- du steak 🥩
Dans un même bol!!!

1 Hena bowl pour 𝟮 𝗽𝗲𝗿𝘀𝗼𝗻𝗻𝗲𝘀 si le « partager » te dit quelque chose 🥴 sinon manzotout! 😂

T’es libre de le manger AVEC du vary ou des salades ou des pâtes ou du pain ou de l’onion rings ou du achard ou même avec des salades de fruits 🙊
C’est sans porc alors tout le monde peut commander sans hésitation ! Que tu sois blanc jaune ou rose😂

PS.Misaotra nilalao niaraka taminay fa ataonay OFFERTE ny livraison 📦 rehefa hicommande HENA BOWL ianareo nilalao ireny(ilay voalohany ihany an 😘).

✅20.000Ar dia hena karazany 4 ary e🤤
✅Livraison à partir de 3.000Ar
✅Disponible à partir du 18 mars (sur commande à J-1)

A L'ATTAQUE!!!!🔥🔥🏃🏽‍♀️🏃‍♂️

☎️+261 34 84 852 61 (avec whatsapp)

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346331745

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Koba ô posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share