O'Kiass

O'Kiass Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from O'Kiass, Ankadindratombo, Antananarivo.

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana ny date an !🥳 ✨ Aza tara fa tongava Mp 👈 amin’ny vidiny mirary hatrany nefa service ...
21/02/2024

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana ny date an !🥳 ✨

Aza tara fa tongava Mp 👈 amin’ny vidiny mirary hatrany nefa service mahafapo 🥰

✨ Terrine de poisson et fruits de mer snackés, sauce calypso 🍤 Entrée somary *raffinée 👌😋 Mba miova kely amin’ilay endri...
29/01/2024

✨ Terrine de poisson et fruits de mer snackés, sauce calypso 🍤

Entrée somary *raffinée 👌😋 Mba miova kely amin’ilay endrika mahazatra , afapo ny client 🤝

Aza misalasala mandefa Mp fa amin’ny vidiny mirary ny service atolotray ❤️

Iza ilay namanao isakin'ny mandeha resto iny dia pâte fona ny commande-ny  ?  😋😂
14/01/2024

Iza ilay namanao isakin'ny mandeha resto iny dia pâte fona ny commande-ny ? 😋😂

✨MARIAGE✨ Sary fanehona kely ny événement atsika androany 🥰🥂iza no mahalala ilay toerana ? ✨😉 ☎️ 034 14 117 53
10/01/2024

✨MARIAGE✨

Sary fanehona kely ny événement atsika androany 🥰🥂iza no mahalala ilay toerana ? ✨😉

☎️ 034 14 117 53

Hoan’ireo Tendakanina ity 😂 firy tamin’ireo no vitanao tamin’iny 2023 iny ? 🤪 Iza ilay nahazo 10/10 ? 😂✅
05/01/2024

Hoan’ireo Tendakanina ity 😂 firy tamin’ireo no vitanao tamin’iny 2023 iny ? 🤪

Iza ilay nahazo 10/10 ? 😂✅

🎉 Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 🥳Aza misalasala miantso anay hoan’ireo fety rehetra amin’ity Janvier ...
03/01/2024

🎉 Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 🥳

Aza misalasala miantso anay hoan’ireo fety rehetra amin’ity Janvier ity fa mbola misy date malalaka 🥰

☎️ 034 14 117 53

✨ Gâteaux individuels Mariage ✨ Thème : Doré 😍 Mirary herinandro finaritra hoantsika rehetra☀️🌸 📞 034 14 117 53
12/12/2023

✨ Gâteaux individuels Mariage ✨ Thème : Doré 😍

Mirary herinandro finaritra hoantsika rehetra☀️🌸

📞 034 14 117 53

💛✨Ô’KIASS SERVICE TRAITEUR✨💛 👀 Un événement en vue ? Vous n’êtes pas tombé sur cette publication par hasard ! 😁 🩵Chez Ôk...
28/11/2023

💛✨Ô’KIASS SERVICE TRAITEUR✨💛

👀 Un événement en vue ? Vous n’êtes pas tombé sur cette publication par hasard ! 😁

🩵Chez Ôkiass service Traiteur, c’est le trio parfait : ⭐️ goût , efficacité et expertise ⭐️ qui fait la différence.

🤔 Pourquoi nous choisir ? 👉 On dédie une qualité de service à chaque budget et pour tous types d'événements ❤️ (mariage, baptême, réception, ...), avec un tarif toujours raisonnable. 🥂

🥰 Faites-nous confiance pour prendre en charge le côté restauration de votre événement.🍰Chez Ôkiass, c’est notre passion 😉.

Contactez-nous dès maintenant pour discuter de votre événement : 034 14 117 53 🍽️ ✨

r

Mirary Zoma finaritra !  !  Manasa oh😋
24/11/2023

Mirary Zoma finaritra ! !
Manasa oh😋

Salama harivariva eeh  !  !  😁Ela ela izahay tsy hita satria nanomana zavatra tsara be ho anareo😋 Aleo fa ho alefanay ts...
15/11/2023

Salama harivariva eeh ! ! 😁
Ela ela izahay tsy hita satria nanomana zavatra tsara be ho anareo😋

Aleo fa ho alefanay tsikelikely eto daholo ireo tolotra rehetra izay efa voahomanay ho anareo ka araho tsy tapaka ary ny pejy❤

Address

Ankadindratombo
Antananarivo
101

Telephone

+261347610141

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when O'Kiass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share