Ma Delice

Ma Delice venoiserie , genoiserie, soupe, glace

Tonga ‘ndray anay ee 🥳🤤misokatra foana isan‘andro ankoatra ny talata a. ⚓️Mahazo près clinique advantiste, batiment mivi...
26/10/2025

Tonga ‘ndray anay ee 🥳🤤
misokatra foana isan‘andro ankoatra ny talata a.
⚓️Mahazo près clinique advantiste, batiment mividy volamena.

❤️
28/08/2024

❤️

🤗Vaovao: New York Rolls sucré na salé, 2k Ar monja🙄Ankoatra ireo karazana m**o isan-karazany dia misy Soupe, mine-sao, b...
14/04/2024

🤗Vaovao: New York Rolls sucré na salé, 2k Ar monja🙄
Ankoatra ireo karazana m**o isan-karazany dia misy Soupe, mine-sao, boisson chaude sns ihany koa an ! 🤗

Arahaba Alahady mangatsiatsiaka ☺️Misy soupe sy ronono mafana ihany koa ato aminay hiatrehana izany an ! 😀💕
18/02/2024

Arahaba Alahady mangatsiatsiaka ☺️
Misy soupe sy ronono mafana ihany koa ato aminay hiatrehana izany an ! 😀💕

Bonjour 😊Mandrapa-hariva ny andro isika dia eto foana anio an! 🥰Ny "gateaux" dia manomboka amin'ny 3500 Ar/pts fotsiny (...
12/03/2023

Bonjour 😊
Mandrapa-hariva ny andro isika dia eto foana anio an! 🥰
Ny "gateaux" dia manomboka amin'ny 3500 Ar/pts fotsiny (min 5 pers)

Mirary tontolo andro mahafinaritra 🥰

Miasa mandra-maraina mba hanomezana fahafaham-po ho an'ny mpanjifa 😊Koa aza tara ary fa manodidina ny enim-polo (60) iha...
28/05/2022

Miasa mandra-maraina mba hanomezana fahafaham-po ho an'ny mpanjifa 😊
Koa aza tara ary fa manodidina ny enim-polo (60) ihany ireo m**omamy afaka jifaina-tsika rahampitso an!

Tafandria mandry oo..

28/05/2022

Faly miarahaba antsika mpanaraka ny pejy. 🥰
Ireto ary ianareo voasarika tamin'ny lalao nataon-tsika;
1èr (6prs) = Tantely Mireille 🎉
2nd (5prs) = Jade Maïly 🎉
3ème (2prs) = Miangaly Fanoela 🎉

Midira ao amin'ny Hafatra Miafina mba hahitanareo ny toerana hakana azy ☺

Misaotra antsika rehetra izay nandray anjara dia araho akaiky ny pejy fa tsy ho ela ny lalao manaraka🤩

Hey🖐Tonga ary ity ilay nandrasana o😋Araka ny efa nampanantenaina antsika rehetra mpanaraka ny page dia hisy lalao izay h...
19/05/2022

Hey🖐
Tonga ary ity ilay nandrasana o😋
Araka ny efa nampanantenaina antsika rehetra mpanaraka ny page dia hisy lalao izay hahazoanao m**o mamy ho an'ny Neny 😉
Ireto ary ny fitsipika haraintsika e🍰
👉🏻Voalohany indrindra asio j'aime ny pejy
👉🏻Faharoa micommente ity publication ity ianao oe"Cadeau Fête des meres"
👉🏻Fahatelo farany mentionneo ny namanao mba ilalao ihany koa

Ireto avy ary ny m**o mamy izay ho atao loka ho anizay voasarika
🍰 Gateau pour 2pers
🍰Gateau pour 5pers
🍰Gateau pour 6pers
Zany oe olona 3 no ho sarihana ary @ Samedi 28 Mai ny fisarihana no tanterahintsika
Misaotra sahady @ fandraisana anjara o❤
🌼Efa mandray commande gateau fete des mere ihany ko izahay an

Miarahaba antsika rehetra indray o🤗Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy indray ny lalao fête des mères atoato izay mety haha...
17/05/2022

Miarahaba antsika rehetra indray o🤗
Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy indray ny lalao fête des mères atoato izay mety hahazoanao gateaux ho an'olon'droa (2prs) ka hatramin'ny ho an'olona 6(6prs).
🌼Efa azonao atao ihany koa ny manao commande m**omamy ho an'i neny Dia ny izao an!😊

Miarahaba antsika o😀Faly mitondra zava_baovao ho atsika indray izahay eto @ pejy😍Mafatifaty kely e❤6000ar ny mini layer ...
10/02/2022

Miarahaba antsika o😀
Faly mitondra zava_baovao ho atsika
indray izahay eto @ pejy😍
Mafatifaty kely e❤
6000ar ny mini layer cake 🍰
Andramo fa tsara be 😋

Miarahaba ôôô... ☺Efa ho erintaona sahady izay ilay isika rehetra samy nibata nody an-kafaliana "buche de noël" teto ami...
05/12/2021

Miarahaba ôôô... ☺
Efa ho erintaona sahady izay ilay isika rehetra samy nibata nody an-kafaliana "buche de noël" teto amin'ny Tsiro HMD* 😋
Efa akaiky indray ity ny noely, koa manasa antsika rehetra hatrany hanjifa 😊
Ny zoma 24 Desambra dia efa azonao jifaina izany ☺

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma Delice posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ma Delice:

Share

Category