Lalaina Honorencia

Lalaina Honorencia Pour vos fêtes: mariage, naissance, fiançailles, soutenance ou bien réception, commandez vos gateaux 🎂 en ligne Avec Lalaina Honorencia 👩‍🍳

23/08/2026

Manana ny tantarany ihany koa anie izany hoe Air Madagascar izany eh 🥰✈️

Tantarao anie ny experience anareo tamin’izany andro izany ?🙊🫶🏽🥰

Teto izao izy dia nosafidiana ho Atao gateaux 💖 , hanamarika ny souvenir rehetra niainan’ilay client tao amin’izany hoe Air Madagascar izany❤️‍🔥😻

Inona koa ny souvenir tena nanamarika anao ?😘

Raha azotsika ovaina ho lasa m**o mamy dia andao ary eh 🤍

Mandray commande hatrany izahay an 💗 na inona événement na inona 🎂

🫵🏾 sisa no andrasana 💖

Mirary tontolo andro mahafinaritra ary oh 💝

J’ai connu la défaite, je suis tombée et certaines personnes ont cherché à me détruire. Mais je refuse de perdre espoir....
18/08/2026

J’ai connu la défaite, je suis tombée et certaines personnes ont cherché à me détruire. Mais je refuse de perdre espoir. Même dans mes moments les plus difficiles, je garde la foi, car je sais en qui je place ma confiance : Jésus-Christ, mon Seigneur et mon Dieu Tout-Puissant. Les hommes peuvent me faire tomber, mais ils ne pourront jamais détruire la destinée que Dieu a préparée pour moi. Je me relèverai, non par ma propre force, mais par la grâce et la puissance de Dieu. » 🙏❤️

MBA tantarao hoe ry Namako Mpanao gâteau ny Perte be efa nihainanareo!!Akotrany lazaina hoe ratsy (le goût tsy hiadina h...
12/08/2026

MBA tantarao hoe ry Namako Mpanao gâteau ny Perte be efa nihainanareo!!
Akotrany lazaina hoe ratsy (le goût tsy hiadina hevitra samy mañana tiany)
Misy koa ny zavtra tsy ampozina sy contre Zavatra miseho

Gâteau maromaro efa simba dia miverina andalana😭

Vola tsy ampy 1 000 000fmg be Zao ,zareo maika zanako sy vadiko nahatoky be eo ampanisana vola tsy ampy 1millions niantso fa tena ampy hoy. Izy 😭😭😭😭tsy manana porofo hiadina. Hevitra diso tsy nanisa teo no eo

Maty zanako (zanak'ny zokiko fa taizako) mba niresaka tam client za! Zanakao te- ho faty any fa aza be excuse ilainay gâteau Anay😭😭

Nanao gâteau Mariage instalation 8h du matin Mbola nisoratra nanao vodiondry 13h miantso hoe nirondana gâteau niverina Ianao ,nisy famillezareo niaraka nijery ahona aza nampirondana azy io misy donowel tsara mbola eo ny partie nirondana fa tena fahagaga , namerina nanao namorona individuel hoany invité namerina nanao gâteau mitovy le nirondana
Fa tena 100000ar AVY nomeny nefa tena nanao gateau hafa mihintsy gâteau an'ilona tany an-trano namboarina Sady lasa nitombo 100pers commande nanome individuel 100 dia nanao pièce montee 50pers

Volana gâteau fiançailles tsy nalohany andraso andraso lava

Gâteau fiançailles niangavy mafy efa 1 Andro mialoha avec touts les détaille sns nanome avance
Jours j tsy hafapo hono izy sady tsy nomeny reste

Nombre de pers tafiakatra be , mihotra izay nifa arahana 😭😭😭rehefa mitaky vola Ianao dia arirarira (service traiteur)

Naka Prestataire Decoration Espace fa anah pack de A a Z ( Prestataire rehetra nilay be daholo fa le nanao deco kosa O niniko tsy tonony anarany tsy fombako laotra Mañana porofo za!!
Vert sauge theme touche beige fa tena hoe sady beige no tsu marron nataony. Table marie tapis mainty be tsy nisy florale zavatra tsy nisy table gâteau, tapis rouge sans betska
Fa tena hoe misaotra an'i Tompo fa tanatiny 30 mn fotoanan nanako nanovako n'y déco caché 100% ny le zavtra nataony, tena antsoina tsy mandray tsy rarahiny hatraminy farany tena hoe nafrana sy tonga fa saingy misaotra Tompo fa nampiny
Avy eo izy namoka storie asa vita miaraka am table marie Noir be dia nasiko emojis 🤣 dia za indray lazainy fa " Sauvage" sady tsy namerim-bola tsy niala tsiny fa mbola nilaza Sauvage nampiny hoe Madehana mitory
Ny sasany mamafa mp nefa aty tsy voafafa
Fa jamais manalabaraka Namana fa miaritra e!!
AVY eo manaratsy fotdiny tsotra izao

Betsaka fa miezaka mijoro foana satria fitadiavana Sady fivelomana arenina tsy mety ,ampitomboina izay tsara

Misy koa fahadisoana AVY aty aminay tara fahadisona livreur , jiro tapaka , embouteillage,
Tena hifonana sy hialanatsiny
Mamerim-bola zahay
Fa misy client tena mafianaritra
Misy client tena manahirana
Misy client tena tsotra laotra

Anaty tontolo daholo zany fa mihezaka foana 😘🙏

Misaora amin'ny Zavtra rehetra 😘😘Manao anniversaire Zaza ve Ianao ? Sa hanao Mariage?sa événement isankarazany?Afaka man...
12/08/2026

Misaora amin'ny Zavtra rehetra 😘😘

Manao anniversaire Zaza ve Ianao ? Sa hanao Mariage?sa événement isankarazany?

Afaka mandray commande gâteau zahay na sakafo izay ilainao
Gâteau a partir 6500ar a 12500ar miankina modèle
Sakafo sur devis

formation en pâtisserie eto Tana
1 au 4 septembre zao
550000ar (inclus ingrédients

Mp na WhatsApp 034 85 688 72

09/08/2026

Partage 🩷

04/08/2026

Fa tena mahalaza zavatra ity hira ity anie eh 🥹🙏🏽

Miasa amin’ny fomba mahagaga ilay Jesosy 😭😇😻

Dia misaotra Azy hatrany 🤍

Mandray commande hatrany izahay an 🍰 , na inona na inona événement dia mandray izahay na anniversaire na mariage na fiançailles sns 🫶🏽

Dia aza tara ary ianareo eh 😘 alefa Mp ny modèle dia ao isika manao devis 💖

Izay ary fa dia soava mandry isika oh 😍

“ Fa izay rehetra atao Jesosy dia ankininay aminao 🙏🏽💖” Mbola sahirantsaina ve ianareo manao Choix hoe inona ary ny gate...
02/08/2026

“ Fa izay rehetra atao Jesosy dia ankininay aminao 🙏🏽💖”

Mbola sahirantsaina ve ianareo manao Choix hoe inona ary ny gateau ho atao ?🤔

Ireo izao misy maro tsara afaka isafidianana 🩷😻

Aza misalasala mintsy fa maro karazany anie ny choix eh 🍰🧁🎂

Raha nareo misafidy dia aiza no tianareo kokoa ?🥹🥰

Dia aza adino an fa misy ny formation an dia ao ambany ao ny andininy 😍😇

Mirary soa antsika rehetra 😘

01/08/2026

“ Misaotra anao za Jesosy ny amin’ny fitiavanao tsy miova 😭🥰🙏🏽”

Volana vaovao be mihintsy manomboka androany 😍

Manomana mariage, fiançailles, sns … ve ianao ?🤔💕🤍

Aza misalasala ary fa eto izahay vonona hanome fahafam-po ho anao 🫶🏽💖

Aza adino fa misy koa ny formation dia ambny ao ny andininy 😻

Mirary tontolo mahafinaritra ary oh 💝

Salama daholo e!!!Vente flash Bemasoandro Imeritsiatosika35000ar chantilly vanillé Formation pâtisserie 550000ar inclus ...
29/07/2026

Salama daholo e!!!
Vente flash Bemasoandro Imeritsiatosika
35000ar chantilly vanillé

Formation pâtisserie
550000ar inclus ingrédients
4 au 7 Août Anjanahary

034 85 688 72

Address

Anjanahary
Antananarivo
101

Telephone

+261348568872

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lalaina Honorencia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category