World Cola Madagascar

Call Directions Website Contact the business

World Cola Madagascar World Cola, la nouvelle boisson pétillante, au goût légèrement sucré

Iza koa no te hisotro WOCO glacé be ? 🥤🧊
02/09/2026

Iza koa no te hisotro WOCO glacé be ? 🥤🧊

📍Tiakaly Food FestivalNahafinaritra be ✨ sady natsiro ny sakafo, sa ahoana hoy ianareo ? Indrindra rehefa miampy WOCO gl...
30/08/2026

📍Tiakaly Food Festival
Nahafinaritra be ✨ sady natsiro ny sakafo, sa ahoana hoy ianareo ? Indrindra rehefa miampy WOCO glacé iny 🔥

Hevitra matsiro be amin’izao sabotsy izao ! Burger sy frites dia asiana WOCO glacé tsara 🥤
29/08/2026

Hevitra matsiro be amin’izao sabotsy izao !
Burger sy frites dia asiana WOCO glacé tsara 🥤

😂 MAHAY MAMPOMEHY VE IANAO ?Andao ary hojerentsika ! 👀🔥Te hahazo billet hijery an’i Joely – Marina Mafy ? 🎟️Tsotra be :👉...
27/08/2026

😂 MAHAY MAMPOMEHY VE IANAO ?
Andao ary hojerentsika ! 👀🔥

Te hahazo billet hijery an’i Joely – Marina Mafy ? 🎟️

Tsotra be :
👉 Manaovà blague iray tena mampihomehy ao anaty commentaire 😂
👉 Alefaso miaraka amin’izany ny sarinanao misotro WOCO 🥤📸(ireo sary IA dia tsy ho raisina ho anisan'ireo mpandray anjara anh!)

Dia izay ! 😎

Amin'ny 9 septambra no faran'ny lalaontsika !
Antsoy daholo ny namana hilalao dia mba mety samy hahazo billet 😉

‼️𝐉𝐢𝐟𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐝𝐢𝐧𝐲 𝟏.𝟖𝟎𝟎𝐚𝐫 𝐧𝐲 𝐖𝐎𝐂𝐎 𝟓𝟎𝐜𝐥 ‼️Hatramin’ny 06 septambra ho avy izao, 📍eny amin’ny Carrefour, Supermaki, J...
25/08/2026

‼️𝐉𝐢𝐟𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐝𝐢𝐧𝐲 𝟏.𝟖𝟎𝟎𝐚𝐫 𝐧𝐲 𝐖𝐎𝐂𝐎 𝟓𝟎𝐜𝐥 ‼️
Hatramin’ny 06 septambra ho avy izao, 📍eny amin’ny Carrefour, Supermaki, Jumbo Score ary Shop LIantsoa !

16/08/2026
13/08/2026

Karakory Majunga ❤️ ino Kabary ? 🇲🇬
World Cola Madagascar

Address

Star
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 15:45
Tuesday 07:00 - 15:45
Wednesday 07:00 - 15:45
Thursday 07:00 - 15:45
Friday 07:00 - 15:45
Saturday 07:00 - 15:45

Telephone

+26123 277 11

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when World Cola Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to World Cola Madagascar:

Shortcuts

Share

Category