31/08/2025
Tolotra vaovao ho an’ny mpiompy : Poulette Brown Nick 8 semaines 🐔
Ho fanohanana anareo mpiompy, hanomboka hamatsy akoho mpanatody lava « Brown Nick 8 semaines » izahay 😉
✅ Akoho matanjaka tsara
✅ Mahazaka ny toetr’andro eto amintsika
✅ Efa vita vaksiny ary azo antoka hatrany
🥚 Manatody hatramin’ny 470 atody mandritra ny 100 herinandro ny akoho iray
Aza miandry ela fa alefaso dien'izao ny commande eny amin’ny masoivoho ARBIOCHEM rehetra, voafetra ny isa
📌 Azo jifaina manomboka ny 2 Oktobra ho avy izao
☎ Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny 032 12 749 77 na 038 06 749 00