24/10/2026
☕️🍪 FITAMBARAN-TSIRO LAVORARY☕️
Soya COFFEE & Soya FONDANT
---------------------------------------------
🤔Iza indray no efa nampiaraka azy roa ireto❗❓🤩
😋Ilay mofomamy feno otrikaina miaraka amin' ilay Coffee ara-pahasalamana tsara🥰
👉Na ho an' ny ankizy na lehibe dia samy mety avokoa👈
〽️SOYA COFFEE 140g: 3 000ar (iray sotro kely dia havitana 1kaopy)〽️
〽️SOYA FONDANT 10pcs: 9 000ar (singany iray dia heno ho mahavoky tsara)〽️
----------------------------------------------
🚛Azonareo atao ny tonga dia mi-commande azy roa miaraka fa ho alefa ny livraison, 💬MP na miantso ny📞034 50 241 09