Mi-Aro Tendance

Mi-Aro Tendance Toujours là pour vous satisfaire

Mankasitraka indrindra eee 😊😊 Tianao hiavaka ve ny fetinao 🫰🏽 aza misalasala manontany anay fa mitohy hatrany ny fandrai...
30/06/2026

Mankasitraka indrindra eee 😊😊

Tianao hiavaka ve ny fetinao 🫰🏽 aza misalasala manontany anay fa mitohy hatrany ny fandraisana commande mofomamy ho an'ny fety rehetra : anniversaire, baptême, communion, mariage, fiançailles, ....

Contact : 0346145699 (WhatsApp)

Tratry ny Asaramanitra eee 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
26/06/2026

Tratry ny Asaramanitra eee 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

20/06/2026

Mille mercis pour votre confiance ♥️

😍 Mahafatifaty kelyyiii 😍Mankasitraka indrindra tompoko nahatoky anay 🙏🏽Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika an...
20/06/2026

😍 Mahafatifaty kelyyiii 😍

Mankasitraka indrindra tompoko nahatoky anay 🙏🏽
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika antsika rehetra ☺️

Mitohy hatrany ny fandraisana commande ao na tonga dia miantso avy hatrany
Contact : 0346145699 (WhatsApp)

🥰 Gâteaux tendance t@fête des mères ♥️Mankasitraka fa mamikely ery reto izy 😌Efa mandray izay commande rehetra  hoavy iz...
19/06/2026

🥰 Gâteaux tendance t@fête des mères ♥️
Mankasitraka fa mamikely ery reto izy 😌

Efa mandray izay commande rehetra hoavy izahay an ☺️

Contact : 0346145699 / 0342818674


fans

❤️ Tolory ny mamy hatrany ireo manodidina anao ❤️Indrindra ireo raim-pianakaviana rehetra ♥️ Dada, dadatoa sy ireo solon...
16/06/2026

❤️ Tolory ny mamy hatrany ireo manodidina anao ❤️
Indrindra ireo raim-pianakaviana rehetra ♥️ Dada, dadatoa sy ireo solondray rehetra ilay nanolokolo anao hatramin'izay 😍

Izahay afaka manampy anao amin'izany, ndao ometsika mofomamy mendrika ho azy izy ☺️

Aza variana ary fa rahampitso alarobia 17 juin 2026 no farany fandraisana commande e!
Contact : 0346145699 / 0342818674
Lieu de récupération : Ankandrina soamanandrariny



Portion gâteaux à partir de 6.000ar

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra ☺️ Fankasitrahana feno no atolotra ireo rehetra nandray anjara t@f...
11/06/2026

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra ☺️
Fankasitrahana feno no atolotra ireo rehetra nandray anjara t@fetin'ny reny 😍🙏🏽 Merci reto an 🥰

Mitohy hatrany ny fandraisana commande Ary efa mandray ny des pères ihany koa isika 😉

Aza misalasala intsony ary fa andao hihinana gâteaux tsarakely e!
Contact : 0346145699 (WhatsApp)


fans

En ce jour de fête des Mères, nous souhaitons à toutes les mamans une journée remplie de douceur, de rires et d'attentio...
31/05/2026

En ce jour de fête des Mères, nous souhaitons à toutes les mamans une journée remplie de douceur, de rires et d'attention. Que votre dévouement quotidien soit célébré et que vous receviez autant d'amour que celui que vous donnez sans compter.

Bonsoirrr... 👋🏽Noho ny fangatahan'ny maro satria tena mbola betsaka ianareo no mila gâteaux dia ahemotra rapitso Zoma 29...
28/05/2026

Bonsoirrr... 👋🏽
Noho ny fangatahan'ny maro satria tena mbola betsaka ianareo no mila gâteaux dia ahemotra rapitso Zoma 29 mai 2026 atoandro ny farany fandraisana commande 😊

‼️ Koa aza misalasala intsony ary fa alefaso ny commande e!
Afaka mandefa mp na miantso avy hatrany
Contact : 0346145699 (WhatsApp)
0342818674

♥️ Un gâteau unique pour une maman unique. 💝Offrez-lui la fraîcheur et l'élégance qu'elle mérite. ✨ Nos gâteaux de fête ...
22/05/2026

♥️ Un gâteau unique pour une maman unique. 💝

Offrez-lui la fraîcheur et l'élégance qu'elle mérite. ✨ Nos gâteaux de fête sur mesure allient design moderne et saveurs irrésistibles.

Commandez dès aujourd'hui jusqu'au mercredi 27 Mai 2026 !

Ne tardez pas !!
Contact 0346145699 /03428186741
Récupération le samedi à partir du midi, ou le dimanche à partir du midi ☺️



📌 Prix portion à partir de 6000ar
⚠️ Acompte requis pour toute confirmation de commande.

Address

Ankandrina Soamanandrariny
Antananarivo

Telephone

+261342818674

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Aro Tendance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category