๐‘จ๐’๐’Œ๐’‚๐’‡๐’š'๐’” ๐‘ท๐’‚๐’”๐’•๐’“๐’š

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐‘จ๐’๐’Œ๐’‚๐’‡๐’š'๐’” ๐‘ท๐’‚๐’”๐’•๐’“๐’š
Call Directions

๐‘จ๐’๐’Œ๐’‚๐’‡๐’š'๐’” ๐‘ท๐’‚๐’”๐’•๐’“๐’š ๐Ÿฐ Pรขtisseries ๐ŸŽ‚ Viennoiseries ๐Ÿฅ Boulangerie-traiteur ๐Ÿง

Efa kely sisa ny commande amin'ny fรชte de mรจre raisinay ka halefaso haingana ary o๐ŸฅฐMalefaka tsara hatrany ๐Ÿ˜‹Mp na afaka t...
27/05/2026

Efa kely sisa ny commande amin'ny fรชte de mรจre raisinay ka halefaso haingana ary o๐Ÿฅฐ

Malefaka tsara hatrany ๐Ÿ˜‹

Mp na afaka tonga dia miantso ianareo

๐Ÿ“ž 0344978921

Salama daholo oIreto indray ary misy tolotra vaovao e๐Ÿ˜Mandray commande gรขteau personnalisรฉ ihany koa izahay an ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅณ Tongav...
20/04/2026

Salama daholo o
Ireto indray ary misy tolotra vaovao e๐Ÿ˜
Mandray commande gรขteau personnalisรฉ ihany koa izahay an ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅณ
Tongava mp ary e
Raha ilaina maika afaka tonga dia miantso avy hatrany fa raisinay foana
๐Ÿ“ž 034 49 789 21
Mirary herinandro mahafinaritra oโ˜บ๏ธ

Iza avy ilay tia choco-fraise ato ?๐ŸฅฐAlefaso ny commande ho an'ny rahampitso e !๐Ÿ˜‰๐Ÿ“ž 034 49 789 21
09/04/2026

Iza avy ilay tia choco-fraise ato ?๐Ÿฅฐ

Alefaso ny commande ho an'ny rahampitso e !๐Ÿ˜‰

๐Ÿ“ž 034 49 789 21

Mangamanga indray ny loko androany๐Ÿ˜‰Mitohy hatrany ny fihenam-bidy sao tara an !๐Ÿ“ž 034 49 789 21
08/04/2026

Mangamanga indray ny loko androany๐Ÿ˜‰

Mitohy hatrany ny fihenam-bidy sao tara an !

๐Ÿ“ž 034 49 789 21

Miarahaba an'i Nancy๐ŸฅฐMisaotra betsaka  dia  indray e !๐Ÿ˜‰Ndao asintsika remise 10%  volana ity fa alefaso ny commande ary ...
07/04/2026

Miarahaba an'i Nancy๐Ÿฅฐ

Misaotra betsaka dia indray e !๐Ÿ˜‰

Ndao asintsika remise 10% volana ity fa alefaso ny commande ary e๐Ÿ˜Š

๐Ÿ“ž 034 49 789 21

Miarahaba o,Ankasitrahana be dia be foana ianareo nisafidy anay dia aza misalasala mandefa commande fa efa ato isika e !...
31/03/2026

Miarahaba o,

Ankasitrahana be dia be foana ianareo nisafidy anay dia aza misalasala mandefa commande fa efa ato isika e !๐Ÿ˜‰

๐Ÿ“ž : 034 49 789 21

๐Ÿšจโ€ผ๏ธSAMIA MIZARA MBA HITANDREMAN'NY NAMANTSIKAโ€ผ๏ธ๐ŸšจSalama daholo, elaela tsy teto  fa ndao hitantarainay zavatra nitranga t...
30/03/2026

๐Ÿšจโ€ผ๏ธSAMIA MIZARA MBA HITANDREMAN'NY NAMANTSIKAโ€ผ๏ธ๐Ÿšจ

Salama daholo, elaela tsy teto fa ndao hitantarainay zavatra nitranga tao an-tsena nareo.

Iray volana lasa teo izay nisy rangahy tonga teo an-tsena hoe hanao commande gรขteau, marihina moa fa ankizy no niandry teo an-tsena t@io fotoana io. Nanontany prix-ana gรขteau 2 samihafa pour 100 personnes izy, tsy tapak'ilay ankizy moa ilay izy dia nomeny an'ilay rangahy ny numรฉro-ko.
Rehefa niantso anefa ilay rangahy vao niteny prix fotsiny izahay dia nanaiky ny andoha avance izy, ho alefan'ny comptable-ny eo hono fa izy dokotera dia somary sahirana. Raikitra izany dia niantso ilay comptable t@numรฉro hafa hoe andefa an'ilay avance 259.000 Ar. Rehefa tonga ny message gaga izahay fa 2.590.000 Ar no vola mipoitra etsy (araka ny hitantsika eo ), tsy voasokatra akory anefa ilay message dia niantso ilay comptable fa hoe tena miala tsiny sy miangavy anareo fa lasa io indray ny vola lasa tany dia ahoana no mba hataontsika fa tena bedin'i dokotera hono izy. Izahay moa niteny tsotra hoe tsy angalatra ny volanao izany mihintsy izahay fa mankanesa eto an-tsena dia ataontsika retrait miaraka ilay izy na aleo tapahana vetivety ilay appel dia ho averina transfรฉrer-na aminao zao ihany ilay vola. Tsy nanaiky mihintsy anefa ity farany fa bedin'i dokotera hono satria efa misy suivi hatr@ appel dia raha vao tapaka io appel io dia fantatr'i dokotera hoe nisy erreur dia mety ho voaroaka izy. Fa aleo mba tsy tapahana ilay appel fa mitadiava fotsiny cash-point dia mba alefaso amiko ilay vola dia za mamerina azy ato -nay dia amzay tsy fantatr'i dokotera ilay izy (tena niangavy2 ila hitomany mihintsy izy ). Isaorana be dia be an'ilay cash point nandehanako moa fa tonga teo aminy izahay nitantara ny zava-nisy sady hoe andefa an'ilay vola dia nasainy notapahana aloha ilay appel na dia tsy nanaiky mihintsy aza ilay comptable. Rehefa nojerena tokoa ny solde tato Mvola zรฉro ariary, naverina nantsoina ingahy comptable sary dokotera amin'io tsy tratra antso intsony.

Tadidio ny numรฉro-ny dia samia mitandrina fa ny ratsy tsy kely lalana re olona a
Dia misaotra antsika namaky hatr@ farany dia mba aparitaho hitandreman'ny hafa e !

Araho foana koa ny pejy fa efa mijery vahaolana ho an'ny livraison e !๐Ÿ˜‰

Mirary fety sambatra antsika rehetra dia samy hatratra ny taom-baovao o !๐ŸฅณMba hanomezana fahafaham-po anareo dia mbola m...
27/12/2025

Mirary fety sambatra antsika rehetra dia samy hatratra ny taom-baovao o !๐Ÿฅณ

Mba hanomezana fahafaham-po anareo dia mbola mandray commande hatrany izahay, ary efa disponible ny livraison ho an'ireo tsy afaka manao rรฉcuperation๐Ÿฅฐ

Contact: 034 49 789 21

25/12/2025

Tratry ny krismasy daholo e !๐Ÿ˜Š

Tena hifonana re olona ilay livraison fa tena tsy tratra intsony ho an'ny androany ho anareo izay hi-commande fa raha rรฉcupรฉrer-na dia alefaso fa raisinay daholo an๐Ÿ˜๐Ÿ™

Ho antsika izay mila maika dia tsara tonga dia miantso fa tsy dia connectรฉ manko izahay

โ˜Ž๏ธ : 034 49 789 21 / 034 42 528 72

Joyeux Noรซl et bonne annรฉe ๐ŸฅฐMbola ato ihany fa tsy hoe lasa akory an๐Ÿ˜‰Misaotra betsaka antsika efa nanjifa dia alefaso ny...
23/12/2025

Joyeux Noรซl et bonne annรฉe ๐Ÿฅฐ
Mbola ato ihany fa tsy hoe lasa akory an๐Ÿ˜‰

Misaotra betsaka antsika efa nanjifa dia alefaso ny commande izay mbola tsy nahazo fa efa akaiky ny krismasy anie sao taraiky e !โ˜บ๏ธ

Afaka miditra na miantso an'ity laharana ity izay hi-commande fa raisinay daholo ๐Ÿ˜

โ˜Ž๏ธ : 034 49 789 21 / 034 42 528 72

Address

Antananarivo
ANTANANARIVO

Telephone

+261344252872

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐‘จ๐’๐’Œ๐’‚๐’‡๐’š'๐’” ๐‘ท๐’‚๐’”๐’•๐’“๐’š posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category