Goûter tsara kely

Goûter tsara kely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Goûter tsara kely, Food service distributor, Antananarivo.

Mangatsitsika ny andro fa tsara foana ny yaourt à boire ehh😁😁 Andao ary fa 1.500 ar monja😱 ny yaourt à boire 200ml ato a...
05/05/2023

Mangatsitsika ny andro fa tsara foana ny yaourt à boire ehh😁😁
Andao ary fa 1.500 ar monja😱 ny yaourt à boire 200ml ato amin'ny gouter tsarakely🥰🥰🥰
Mandray commande isan'andro. ✍️😍
Zay mbola hivarotra dia afaka mahazo prix de gros😙
Manao livrason manomboka 5pcs oh😊😊

Bonne année🎉🎉Aleo asina sandwich amzay sa ahona ? Afaka hatao sakafo atoandro, hariva tsara mihintsy😁😁😁Satria misy tsy m...
03/01/2023

Bonne année🎉🎉
Aleo asina sandwich amzay sa ahona ? Afaka hatao sakafo atoandro, hariva tsara mihintsy😁😁😁
Satria misy tsy mahalany ilay 10.000ar dia aleo ary asitsika ho an'ny kelikely kibo eh😜😁 izay amin'ny vidiny 5.000ar monja😯😯
Manao livraison fona de 9h à 17h. Point de récupération antanimena en face ecar.
Satria bonne année dia aleo asitsika promotion hoe zay mividy +3 dia gratuit ny livraison😁😁😁🎉🎉. Na ilay 10.000ar na ilay 5.000ar

Contacte rapide 0342095556

Nooonaaa be ve ?????😔Ity ary ny vahaolana😁😁Sandwich ngeza beeee😍😍😍🤤🤤10.000ar fotsiny anefa dia tena voky be. Tsy lanin'o...
28/12/2022

Nooonaaa be ve ?????😔
Ity ary ny vahaolana😁😁
Sandwich ngeza beeee😍😍😍🤤🤤
10.000ar fotsiny anefa dia tena voky be. Tsy lanin'olona iray😋😋
Garniture : Steak ou poulet, fromage, Œuf sur plat, tomate, oignons confit, salade, sauce Ketchup, mayonnaise, sauce spécial by 😁😘
Contacte rapide: 0342095556

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Goûter tsara kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share