02/06/2023
Salama tompoko oh!! Ity ary ny valin’ny lalao atsika 🥰🥰
Manasa ireto olona ireto hiditra Mp amin’ny gateau izay atolotra azy , mankasitraka ireo nandray Anjara dia joyeuses fête daholo ny reny rehetra😘