Lalie's Pastry

Lalie's Pastry Lieux: Anosizato Andrefana téléphone 0340138358

Arabaina nahatratra ny fetin‘ny paka daholo 🥰🕊️Mirary soa ho antsika rehetra samy ahatratra ny fety manaraka daholo ❤️  ...
05/04/2026

Arabaina nahatratra ny fetin‘ny paka daholo 🥰🕊️

Mirary soa ho antsika rehetra samy ahatratra ny fety manaraka daholo ❤️

Manina ny asako aho izany 🥺❤️ Sady efa manimanitra fety izao 🥰 Mirary faran‘ny herinandro finaritra ho antsika rehetra 🌥...
28/03/2026

Manina ny asako aho izany 🥺❤️
Sady efa manimanitra fety izao 🥰

Mirary faran‘ny herinandro finaritra ho antsika rehetra 🌥️

Arabaina isika rehetra nahatratra ny faran‘ny taona 2025 🎉🌸Mafimafy ny lalana nolalovana nandritran‘ity 2025 ity fa vita...
31/12/2025

Arabaina isika rehetra nahatratra ny faran‘ny taona 2025 🎉🌸

Mafimafy ny lalana nolalovana nandritran‘ity 2025 ity fa vita ihany nefa🥰 satria teo Andriamanitra, tsy nanary ny fianakaviana, nanohana hatrany ireo namana, teo ihany koa ianareo mpanjifa sy mpanaraka ny pejy 🥺❤️. Oroka mamy be ombam-pisaorana no atolotro anareo💋😘.

Ny fikarakarana ireto karazana tsakitsaky ireto no namaranana ny taona 🥪🥗🥐🍡🍪🍫🎂🍎🍇🫐

Mirary soa antsika rehetra ho tratry ny taona 2026. Samy ho tahin’Andriamanitra ❤️✨

Miarahaba antsika rehetra 🥰Elaela tsy nifampizara isika Izay. Dia hitantaraiko ny experience keliko aty ianareo ❤️. Tami...
08/12/2025

Miarahaba antsika rehetra 🥰

Elaela tsy nifampizara isika Izay. Dia hitantaraiko ny experience keliko aty ianareo ❤️.

Tamin‘ny sabotsy 6 decembre teo nankalazaina ny fetin‘i St Nicolas. Nikarakara fety ny olona tato aminay, nanasa olona zareo. Fetin‘ny zazakely moa zany, nifaly ny zaza tonga tao antrano i St Nicolas nanatitra cadeaux. Misy rangahy lehibe manao déguisement an‘I père Noël 🎅 dia mitantara ny toetran‘ireo ankizy, hoe „hendry tsara hoe ianareo dia tonga aho hitondra fanomezana“. Dia nizara

Fomban‘ny olona aty ny mankalaza fetin‘i St Nicolas fa tsy dia ankalazaina loatra izy any Madagascar.

Nanamboatra m**omamy koa izahay nandraisana vahiny, afapo zareo fa natsiro hono ny gateau 🥰 Faly ery aho 😄❤️. Faly nizara ny mamy hatrany.

Naked cakes moa no safidinay teto, natao etage mba ho ampy zarain'ny rehetra.
•Genoise vanille,
•creme mascarpone chantilly,
•nisy fraise ny fourage.

De izay 😄🥰
Faly foana mizara aminareo❤️. Mirary soa dia samy ho tratran'ny krismasy avokoa. 🎄🎅

Salama daholo e 👋Ndao hiresaka hanina ndray e 😄 Namonjy fête d’anniversaire tany aho de nikarakara an’ireto. Teto tsy ni...
21/10/2025

Salama daholo e 👋

Ndao hiresaka hanina ndray e 😄
Namonjy fête d’anniversaire tany aho de nikarakara an’ireto.
Teto tsy nisy m**o mamy fa tsakitsaky mifangaro mamy sy masira 🥞🧀🥐🍫🥕

Lany vetivety kely ilay akoho 😂, nisy plat iray tsy nivoaka ny lakozia de efa jifaka e🍗

Nisy ihany ny m**o mamy fa efa lasa aho vao nivoaka ilay izy, zany hoe tsy Izaho no nanao azy. 😁

Faly fona mizara aminareo 🥰
Mirary herinandro finaritra ho antsika rehetra 🌸

Miarahaba antsika rehetra ❤️Elaela tsy nifampizara 😊Ity anisan’ny m**omamy nataoko nifampizarako tamin‘olona akaiky ahy ...
22/09/2025

Miarahaba antsika rehetra ❤️
Elaela tsy nifampizara 😊

Ity anisan’ny m**omamy nataoko nifampizarako tamin‘olona akaiky ahy aty🥰
Feno roa taona ny sipakelinay dia nanamboarana number cake 2️⃣❤️ faly ery izy 😍
Molly cake ny base teto dia ny crème cheesecream 🫶

Izay toerana hipetrahako ela, tsy maintsy misy gateau 😄 mahafaly fona ny mizara 🥰

Mirary soa ho antsika rehetra 🫶❤️

Miarahaba antsika rehetra 🥰Elaela tsy nifampizara isika e, omeko vaovao be ianareo androany ❤️Nanomboka ny taona 2021 is...
04/07/2025

Miarahaba antsika rehetra 🥰

Elaela tsy nifampizara isika e, omeko vaovao be ianareo androany ❤️
Nanomboka ny taona 2021 isika no nifampizara ny mamy teto 🥰 kanefa manomboka eto aho dia tsy afaka handray commande gâteaux satria tsy any Madagascar intsony.
Mamy be izay 4 taona niarahana izay ka dia misaotra betsaka anareo mpanjifa sy mpanaraka rehetra 🥺❤️.
Mino aho fa naha afapo anareo ny fifampizarana hatrizay ☺️ Mety nisy ny tsy fifankazahoana sy fahadisom -panatenana ka hialana tsiny 🙏. Nandraisana lesona daholo ireny hanatsarana ny ho avy. 😊
Ny fiverenana no tsy hay fa manantena ny mbola hifampizara m**o mamy aminareo indray 🥰🎂

Samy ho tahin’Andriamanitra isika rehetra❤️ dia mirary faran‘ny herinandro finaritra 🥰

Gâteaux de mariage 💒 Hisaorana hatrany ianareo mahatoky anay ❤️Mandray commande hatrany izahay📞0340138358 📌 Anosizato An...
16/03/2025

Gâteaux de mariage 💒
Hisaorana hatrany ianareo mahatoky anay ❤️
Mandray commande hatrany izahay
📞0340138358
📌 Anosizato Andrefana

Feno chocolat ny herinandro🥰Mirary herinandro finaritra ho antsika rehetra ❤️Mandray commande hatrany izahay an • prix p...
03/03/2025

Feno chocolat ny herinandro🥰
Mirary herinandro finaritra ho antsika rehetra ❤️

Mandray commande hatrany izahay an
• prix par portion à partir de 5 000 Ar
• minimum de commande 6 personnes
• prise de commande au plus t**d 3 jours avant j-j
• acompte 50% via MVola obligatoire pour confirmer votre commande, non remboursable
• carton 3 000ar obligatoire
• point de récupération station Shell Anosizato Andrefana

📞0340138358
📌 Anosizato Andrefana

Mirary faran’ny herinandro finaritra ho antsika ❤️Mandray commande hatrany izahay an • prix par portion à partir de 5 00...
28/02/2025

Mirary faran’ny herinandro finaritra ho antsika ❤️

Mandray commande hatrany izahay an
• prix par portion à partir de 5 000 Ar
• minimum de commande 6 personnes
• prise de commande au plus t**d 3 jours avant j-j
• acompte 50% via MVola obligatoire, non remboursable
• carton 3 000ar obligatoire
• point de récupération station Shell Anosizato Andrefana

📞0340138358
📌 Anosizato Andrefana

Miarahaba antsika rehetra 🥰Mirary alahady finaritra ho antsika rehetra 🤍🕊️Mandray commande hatrany izahay an • portion à...
16/02/2025

Miarahaba antsika rehetra 🥰
Mirary alahady finaritra ho antsika rehetra 🤍🕊️

Mandray commande hatrany izahay an
• portion à partir de 5 000 Ar
• minimum de commande 6 personnes
• prise de commande au plus t**d 3 jours avant j-j
• acompte 50% via MVola obligatoire, non remboursable
• carton 3 000ar obligatoire
• point de récupération station Shell Anosizato Andrefana

📞0340138358
📌 Anosizato Andrefana

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261340138358

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lalie's Pastry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lalie's Pastry:

Share

Category