Grossiste de viandes Halal d’Anosizato

Call Directions

Grossiste de viandes Halal d’Anosizato Votre destination de confiance pour de la viande Halal de qualité.

Bonjour daholy groupe,Izahay ato am Grossiste de viandes Halal d’Anosizato dia faly mandray anareo rehetra sy meraba ana...
28/05/2026

Bonjour daholy groupe,Izahay ato am Grossiste de viandes Halal d’Anosizato dia faly mandray anareo rehetra sy meraba anareo nahatratra Fety silamo LAïd Mubarak, mbola maro ny ondry sy osy ary omby ato amnay ka aza misalasala intsony ary nareo miantso directe anle laharana 0330956908-0345365555 Toerana anosizato andrefana ,Livraison 7/7

🙏🙏🙏
27/05/2026

🙏🙏🙏

Tonga 7 eme vague nareo sisa no endrasana
24/05/2026

Tonga 7 eme vague nareo sisa no endrasana

Bonjour daholy Efa akaiky dia akaiky ilay fety Silamo dia izahay eto am Grossiste de viandes Halal d’Anosizato d’Anosiza...
12/05/2026

Bonjour daholy
Efa akaiky dia akaiky ilay fety Silamo dia izahay eto am Grossiste de viandes Halal d’Anosizato d’Anosizato dia Efa mioumana fatratra ny amnio fety io satry tam taona lasa maro tsy nahazo fa ny amty taona ity izahay dia nanomana maro mbo ho fifaliany rehetra,Toerana tsy miova anosizato shell enao dia mahita Plaque lehibe grossiste de viandes Halal d’Anosizato d Efa misy laharana eo ka aza misalasala intsony ary mandalo ato aminay, Tandremo fa Efa maro ireo panera sy misoloky ho zahay eny andalana ka aza misalasala intsony miantso rehefa eo am shell.
Efa nahalebiazina koa ny Abatoir misy rano manarapenitra enao sisa no endrasana
☎️ : 0330956908 - 0345365555
📍Anosizato andrefana
🛵 Livraison :7/7 arakaraky Trajet misy anao

Salama daholy groupe izahay eto am Grossiste de viandes Halal d’Anosizato dia Efa miomana tsara am fety Silamo Efa tonga...
10/05/2026

Salama daholy groupe izahay eto am Grossiste de viandes Halal d’Anosizato dia Efa miomana tsara am fety Silamo Efa tonga premier voyage tsika ka aza misalasala ary miantso anle laharana 0330956908-0345365555 misy osy maro sy ondry maro afaka mena prix de gros ireo maka maro ka enao sisa no endrasana andray anjara iaraka aminay, Abatoir manarapenitra manana certificat halal sy manaraka Norma eto Madagascar voloany izy ra eto am tsuka miaraka miasa am ireo Mosque lebe manerana Madagascar sy grande surface lebe sy ireo pivarokena rehetra, manao méchoui koa izahay Halal pure misaotra betsaka

Ato ary ho anareo client reehetra e tonga d mbo miantso fa tsy mandefa message fa saturer tompok merci laharana 03309569...
08/05/2026

Ato ary ho anareo client reehetra e tonga d mbo miantso fa tsy mandefa message fa saturer tompok merci laharana 0330956908

Salama daholy tompokoEfa tonga ndray ny arrivage zanatany ato am tsika misy2 maro2 izy ato enao sisa no andrasana mifidy...
01/05/2026

Salama daholy tompoko
Efa tonga ndray ny arrivage zanatany ato am tsika misy2 maro2 izy ato enao sisa no andrasana mifidy ze mety aminao
Tel: 0330956908-0345365555

Address

Anosizato
Antananarivo

Telephone

+261345365555

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grossiste de viandes Halal d’Anosizato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share