Tsaky Machiro

Tsaky Machiro Tsakitsaky sy sakafo misy tsiro tsiambaratelo no atolotray. Poulet laqué, cochon laqué, Tsa tsiou.

17/03/2026
17/03/2026
 Lanonana lehibe ao amin’ny SANTILO ANOSIZATO ary ho itanao ao ny Tsaky Machiro✅ SAKAFO matsiro✅ Hetsika mahafinaritra ✅...
07/04/2025


Lanonana lehibe ao amin’ny SANTILO ANOSIZATO ary ho itanao ao ny Tsaky Machiro

✅ SAKAFO matsiro
✅ Hetsika mahafinaritra
✅ Mozika sy fanentanana 🎶
✅ Vokatra sy tolotra manokana amin’ity andro ity ihany!

📍 Toerana: Santilo Anosizato
🗓️ Daty: Alarobia 09 Aprily 2025
⏰ Ora: Manomboka amin’ny 17h30

Tongava hiaraka hifaly sy hihinana aminay! Aza adino fa ho feno zavatra mamy sy vaovao be ho anareo ao! 😋

Evénement manaraka ato amin'ny Santilo Anosizato indray ary!

👉MC Lafatra no handray an-tanana ny animation rehetra.🤩
👉Hetsika goavana izay karakarain'ny mpianatrin'ny INSCAE.
👉Seho izay ho hafanain'i Ayam sy Nate Tex izy io.

Misokatra ho an'ny rehetra ity fety ity.
Efa misy zava-pisotro sy sakafo amidy eny an-toerana.

VIP : 60 000 Ar, GOLD : 40 000 Ar , SIMPLE : 25 000 Ar
ALAROBIA 09 Avril à 17h30, SANTILO ANOSIZATO.
CONTACT : 0347792676 - 0389119767

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261349559905

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsaky Machiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsaky Machiro:

Share