TSIRO Pejy ofisialin'ireo vokatra Tsiro eto Madagasikara.

Ary raha asina plan grillades indray anio e? Apina Tsiro miaraka aminy dia ça va be mihintsy!
20/10/2025

Ary raha asina plan grillades indray anio e? Apina Tsiro miaraka aminy dia ça va be mihintsy!

Andao asina brochettes anio e! Tsy adino ny hanitra Tsiro an! Matsiro ery!
13/10/2025

Andao asina brochettes anio e! Tsy adino ny hanitra Tsiro an! Matsiro ery!

Na inona sakafo ataonao, na inona karazany dia aza misaraka amin’ny Tsiro fa manome hanitra hafa sy miavaka  amin’ny nah...
06/10/2025

Na inona sakafo ataonao, na inona karazany dia aza misaraka amin’ny Tsiro fa manome hanitra hafa sy miavaka amin’ny nahandro rehetra arosonao. Ankafizo e ! 😉👌🏼

Poulet au beurre : io no ataotsika sakafo anio, ampiarahana amin'ny ary sy lasary dia ao tsara!
29/09/2025

Poulet au beurre : io no ataotsika sakafo anio, ampiarahana amin'ny ary sy lasary dia ao tsara!

Toto-kena sauce no kabaka anio an! Tsy adino mihintsy ny Tsiro! Mazotoa homana o!
22/09/2025

Toto-kena sauce no kabaka anio an! Tsy adino mihintsy ny Tsiro! Mazotoa homana o!

Rehefa ilay hanokona sy hikarakara sakafo ao an-dakozia, tsy adino ilay singa iray mampafilotra azy dia ny Vokatra Tsiro...
15/09/2025

Rehefa ilay hanokona sy hikarakara sakafo ao an-dakozia, tsy adino ilay singa iray mampafilotra azy dia ny Vokatra Tsiro izany, ampiarahantsika amin'ny riz cantonnais sy akoho izy amin'ity indray mitoraka ity ! 😉👍🏼

13/09/2025

Mafilotra ery izany sakafo izany an, lasopy akoho sy légumes ! Ary tsy adino ilay tena mampiavaka azy dia ny vokatra Tsiro! Ankafizo ary e ! 😋👌

Falifaly ery ny mpianakavy  satria nampiarahana tamin’ny Tsiro ny nahandro izay aroso, mazotoa ary mikarakara. 😉😊
12/09/2025

Falifaly ery ny mpianakavy satria nampiarahana tamin’ny Tsiro ny nahandro izay aroso, mazotoa ary mikarakara. 😉😊

Mampilendalenda be izy izany an, quiche miaraka amin’ny Tsiro, afaka atao gôuter! Hafa kely indray ity, fa andramo anie ...
11/09/2025

Mampilendalenda be izy izany an, quiche miaraka amin’ny Tsiro, afaka atao gôuter! Hafa kely indray ity, fa andramo anie e ! 😋👍🏼

Izany ary ny côtelette  matsiro be miaraka amin’ny  hanitra Tsiro, mampite hihinana be an, sady atao saosy tsara izy io ...
10/09/2025

Izany ary ny côtelette matsiro be miaraka amin’ny hanitra Tsiro, mampite hihinana be an, sady atao saosy tsara izy io dia ampina rony kely tonga dia mazoto homana tsara daholo ny mpianakavy. 😋👌

Mafilotra be izany sakafo izany miaraka amin’ny akoho sauce sy ny Tsiro hanitra akoho, andramo anie e ! 😋👌
09/09/2025

Mafilotra be izany sakafo izany miaraka amin’ny akoho sauce sy ny Tsiro hanitra akoho, andramo anie e ! 😋👌

Voky tsara ny ankohonana miaraka amin’ny sakafo natao niaraka tamin’ny Tsiro! Afaka jifaina ny vokatra eny amin'ny mpiva...
08/09/2025

Voky tsara ny ankohonana miaraka amin’ny sakafo natao niaraka tamin’ny Tsiro! Afaka jifaina ny vokatra eny amin'ny mpivarotra mahazatra anao ary mirary tokoa ny vidiny. 👌😊

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSIRO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category