Mini-Gatô By Ahi

Mini-Gatô By Ahi Je mange du gâteau, parce que c'est forcément l'anniversaire de quelqu'un quelque part.

coucou!!Joyeux Anniversaire Johanne!!mirary soa hatyrany dia misaotra be dia be amin'ny fanohanana sy ny fahatokisanatah...
19/12/2025

coucou!!
Joyeux Anniversaire Johanne!!
mirary soa hatyrany dia misaotra be dia be amin'ny fanohanana sy ny fahatokisana
tahin'ny Tompo

Mankasitrana ary mirary soa an'i ARIEL
22/11/2025

Mankasitrana ary mirary soa an'i ARIEL

Miarahaba ee!tsara sa tsara?? tsotsotra eny ihany oa...aza misalasala mandefa commande.mankasitraka
11/11/2025

Miarahaba ee!
tsara sa tsara?? tsotsotra eny ihany oa...
aza misalasala mandefa commande.
mankasitraka

Coucou!! ity indray aza aloa e!!na dia tsy dia hitanareo matetika aza izahay dia ato foana ihany, mandray commande foana...
28/07/2025

Coucou!! ity indray aza aloa e!!
na dia tsy dia hitanareo matetika aza izahay dia ato foana ihany, mandray commande foana ho anareo
HBD Nathan!!
mirary soa hatrany

Coucou...Aza misalasala mandefa ny commande ho an'ny zanaka hanala Cepe anMamy anie ny zanaka eeAmpiana tosika kely izy ...
16/06/2025

Coucou...
Aza misalasala mandefa ny commande ho an'ny zanaka hanala Cepe an
Mamy anie ny zanaka ee
Ampiana tosika kely izy dia courage tsara amin'izay
Mirary soa ho an'ireo ankizy hiatrika fanadinana
Mahereza ho an'ireo ray amandreny an
Bisousss

Happy birthday AndrianinaMisaotra amin'ny fahatokisanaAza misalasala mandefa ny commande an
16/06/2025

Happy birthday Andrianina
Misaotra amin'ny fahatokisana
Aza misalasala mandefa ny commande an

15/06/2025
Bonjour!!i Johanne Joh no nahazo ilay Mini-gatô "coucou toi"Iangaviana mba hiditra mp azafady :)Havoaka eo ihany ireo na...
14/06/2025

Bonjour!!
i Johanne Joh no nahazo ilay Mini-gatô "coucou toi"
Iangaviana mba hiditra mp azafady :)

Havoaka eo ihany ireo nahazo ny mini-gatô fête de père (olona 2) fa aza misy miala an!!

Harao hatrany ny page

Ankasitrahina ianareo mpanaraka page rehetra

Bisoussss

eehh ooo!!tapitra ny fandraisana anjara amin'ilay kilalao anrahampitso ny valinyEzahina asaiana kilalao fizarana mini-ga...
13/06/2025

eehh ooo!!
tapitra ny fandraisana anjara amin'ilay kilalao an
rahampitso ny valiny
Ezahina asaiana kilalao fizarana mini-gatô hatrany aloa fa aza misy miala
Atsoy ny namanana
bisouss

Coucou toiIza no ahazo an'ity?Alefa aaa
13/06/2025

Coucou toi
Iza no ahazo an'ity?
Alefa aaa

Coucou!!rahampitso ny faran'ny lalaontsika aa!!Malakilaky mandray anjara ainganaantsoy ny namanabisousssss
12/06/2025

Coucou!!
rahampitso ny faran'ny lalaontsika aa!!
Malakilaky mandray anjara aingana
antsoy ny namana
bisousssss

*Qui va lentement va sûrement, et qui va sûrement ira loin...*Il faut faire comme les escargots :  vivre, savourer  l'in...
12/06/2025

*Qui va lentement va sûrement, et qui va sûrement ira loin...
*Il faut faire comme les escargots : vivre, savourer l'instant présent centimètre après centimètre.
*Ce sont ces petits pas, pris dans la bonne direction qui finiront par être le plus grand pas de notre vie ...

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mini-Gatô By Ahi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category