19/08/2026
Efa mamaraparana vakansy ve ianareo izao sa mbola vao andeha mihitsy !? 🏖️🌴
Ny hafanana raha teo efa manomboka miverina tsikelikely ! ☀️🔥
Na ho aiza ianareo na ho aiza, hoento hatrany ny Cheese Balls hanome tsiro ny dia ataonareo ! 🥳💛
Aiza ianareo izao no mamaky ity publication ity ? 😎