P'tits Plaisirs Gourmands

P'tits Plaisirs Gourmands Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from P'tits Plaisirs Gourmands, Dessert Shop, Antananarivo.

✨️👉 CAKE TOPPER👈✨️
18/09/2025

✨️👉 CAKE TOPPER👈✨️

09/11/2024

🎉Efa tsy handrinay sahady ny hiaona sy handray ary hanome fahafahampo anareo mpanjifa amin'io fotoana io😊🎉

🌸Hizara TSIKY, FITIAVANA fa indrindra hizara FANOMEZANA koa zahay amin'io fotoana io an❤️🌸

Manakaiky ny mpanjifa hatrany😊🌸Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra tompoko🌸
09/11/2024

Manakaiky ny mpanjifa hatrany😊

🌸Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra tompoko🌸

📣 🔺️VENTE FLASH 🔺️10 éclairs au choco pour seulement 13000 Ar cet après-midi au lieu de 15000 Ar, profitez-en!!!❗️JP en ...
07/11/2024

📣 🔺️VENTE FLASH 🔺️
10 éclairs au choco pour seulement 13000 Ar cet après-midi au lieu de 15000 Ar, profitez-en!!!
❗️JP en commentaire ou en MP❗️
❗️Livraison gratuite: Antaninarenina, Isoraka, Tsaralalana avant 17h❗️
❗️+1 paquet de mini galette offert❗️

🌸 Am-pitiavana be foana no hanatanterahanay ny fangatahanareo satria ny fahafahampo anareo no fahombiazanay 🌸
07/11/2024

🌸 Am-pitiavana be foana no hanatanterahanay ny fangatahanareo satria ny fahafahampo anareo no fahombiazanay 🌸

23/09/2024

Mention spéciale à mes nouvelles super fans ! Alexandra Mia, Lobo Ravoninjatovo ❤️

Ny fahafahampo anareo mpanjifa no fahombiazanay voalohany indrindra😊Mamerina ny fisaorana anareo hatrany izahay amin'ny ...
24/07/2024

Ny fahafahampo anareo mpanjifa no fahombiazanay voalohany indrindra😊

Mamerina ny fisaorana anareo hatrany izahay amin'ny fahatokisana sy ny fankasitrahanareo ny asa vitanay 🙏❤️

Miarahaba ny rehetra indray o😊👋Ho an'izay tia mihinana crêpe kanefa tsy manam-potoana hikarakarana azy😁Ao fa karakaraina...
18/07/2024

Miarahaba ny rehetra indray o😊👋

Ho an'izay tia mihinana crêpe kanefa tsy manam-potoana hikarakarana azy😁
Ao fa karakarainay ampitiavana be🥰
🥞Crêpe sucrée/ 1200Ar
🍓fourrée à la fraise
🍍fourrée à l'ananas cannelle
🍫fourrée au chocolat
🥞Crêpe salée/ 1700Ar
🥓sauce béchamel charcuterie
🍗sauce béchamel poulet
🥞Commande: ✨️1jour avant si inf. à 50pces✨️2jours avant si sup. à 50pces
🥞Quantité minimum: 10pces
🥞Acompte 50% à la commande

Mankasitraka indrindra anareo mpanjifa hatrany😊😉

Miarahaba ny rehetra indray o👋Hizara aminareo ireto Galettes faits maison ireto indray izahay😊☝️Sady te hanome hevitra a...
12/07/2024

Miarahaba ny rehetra indray o👋

Hizara aminareo ireto Galettes faits maison ireto indray izahay😊
☝️Sady te hanome hevitra anareo izahay hoe azo tehirizina tsara izy ireo, azo atao anaty bocal dia raisina tsikelikely na koa handraisana vahiny tena mety be.
☝️Natao mirary koa ny vidiny:
🍪mini galette nat/vanille: 1500ar/10pcs
🍪mini galette choco: 2000ar/10pcs
🍪galette MM nat/vanille: 2000ar/10pcs
🍪galette pépites de choco: 2500ar/10pcs
🍪galette MM choco: 2700ar/10pcs
🍪galette GM nat/ vanille : 2000ar/pce

Récupération ihany aloha hatreto 🙏

Mankasitraka anareo izay efa nahatoky hatrany😉😊

12/07/2024
Tonga izao ny andro fialantsasatry ny kilonga kelintsika😊 noana foana ve ry zareo ry papa sy maman? 🤭😁 Ndao hanamboarana...
11/07/2024

Tonga izao ny andro fialantsasatry ny kilonga kelintsika😊 noana foana ve ry zareo ry papa sy maman? 🤭😁
Ndao hanamboarana na koa hividianana goûter mamy kely ry zareo ka aza misalasala mametraka fitokisana aminay fa ho afapo ianareo😉

🍪 p'tites galettes natures ou aux pépites de chocolat
🍕 pizza aux lardons, charcutière ou poulet
🥧 gâteau banane

Faly mizara 😊
Mandray commande📩

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261326439332

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when P'tits Plaisirs Gourmands posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category