Trendi Fah

Trendi Fah Sac - Habillements tendance ✨
Neuf
Qualité TOP TOP TOP 😍

🎁 GIVEAWAY TIME !Loka : Sac 1 au choix du gagnant disponible ato amin'ny Trendi Fah👉 Fomba fandraisana anjara : 1️⃣ Like...
13/08/2026

🎁 GIVEAWAY TIME !

Loka : Sac 1 au choix du gagnant disponible ato amin'ny Trendi Fah

👉 Fomba fandraisana anjara :

1️⃣ Like ❤️ sy partage-o ity publication ity enmode Public
2️⃣ Abonnez-vous amin'ny pejy
3️⃣ Mentionnez namana 5 ao amin'ny commentaire 👯‍♀️
4️⃣ Ary izay commentaire mahazo réactions betsaka indrindra no handresy! 🏆

⏳ Aza tara, mety ianao no handresy! 👜

Bonne chance à tous ! 🍀

TROUSSE FOURRURE LEOPARDMitady trousse kely, tsara ary mora entina ve ianao? 😍Ity Trousse Fourrure motif léopard ity no ...
12/08/2026

TROUSSE FOURRURE LEOPARD

Mitady trousse kely, tsara ary mora entina ve ianao? 😍
Ity Trousse Fourrure motif léopard ity no mety aminao! 👜

Azo ampiasaina ho :
- Trousse maquillage
- Trousse de toilette
- Trousse ho an'ny mpianatra
- Trousse de voyage

Mesure : 10 × 19 × 9,5 cm
🎨 Misy loko maro azo isafidianana

Kely nefa mahazaka ireo zavatra ilainao andavanandro 😍
Mp directement📩

Sac à main en velours avec pendentif 💖Mahafatifaty be mintsy sady mahazaka tsara ny accesoire andavan'andro 🌸 tsara be i...
11/08/2026

Sac à main en velours avec pendentif 💖

Mahafatifaty be mintsy sady mahazaka tsara ny accesoire andavan'andro 🌸 tsara be ity ho entinareo eny amin'ny plage eny🌊
Grande capacité ✨

📞 0341023401 (WhatsApp)

Tinareo ve izao 🥹🩷Trousse de maquillage 💄 🥰
10/08/2026

Tinareo ve izao 🥹🩷

Trousse de maquillage 💄 🥰

Coucouuuuu 🥰🌸efa ireo tonga ireo ny trousse fourrure dia misy modèle trousse de maquillage hafa miaraka aminy😍🩷Mandamina...
08/08/2026

Coucouuuuu 🥰🌸

efa ireo tonga ireo ny trousse fourrure dia misy modèle trousse de maquillage hafa miaraka aminy😍🩷

Mandamina kely dia alefako ny détails aveo 🌸✅

Helloooo 🌸🩷Tianareo anie ilay trousse fourrure eehhh🥹 betsaka ianareo no manontany azy foana fa kely sisa dia tongaa ny ...
01/08/2026

Helloooo 🌸🩷

Tianareo anie ilay trousse fourrure eehhh🥹 betsaka ianareo no manontany azy foana fa kely sisa dia tongaa ny arrivage manaraka ✨🤩 efa départ omaly ny avion 🛫
❌ Tsy betsaka be izy any fa manaova commande dieny izao

💵 -10% ho an'izay manao pré-commande (avec accompte)

📞 0341023401 (WhatsApp)

27/07/2026

Helloooo 🥰🌸

Trousse Hello Kitty 😻
Tsy handiso fanantenana anareo ito 🌹

Efa nisy nahazo ao fa dia afa-po 🥹🩷

Couleur disponible : Noir, rose, fushia

❌ Stock strictement limité ❌

📞 0341023401 (WhatsApp)
🚛 Livraison partout à Madagascar

Coucouuu 💐Harivariva fa tsy maninona 🥹🩷  fa tena mamikelyy ireto trousse disponible ireto 🥰               😻 HELLO KITTY ...
24/07/2026

Coucouuu 💐

Harivariva fa tsy maninona 🥹🩷 fa tena mamikelyy ireto trousse disponible ireto 🥰

😻 HELLO KITTY 😻

🌸 Qualité an'ito ouzi nareo tena TOP TOP TOP
🌸 Dimensions 24cm*11cm*14cm
🌸 Ny ao anatiny sy ny détails tena hoe aoka fotsiny akiaaa 😍
🌸 Misy tadiny afaka hitondrana azy

❌ Tena vitsy kely aloha no disponible, fa izay fetsifetsy mahazo zavatra tsara ❌

💸 PRIX DE LANCEMENT

📞 0341023401 (WhatsApp)
🚛 Livraison partout à Madagascar

Helloooo 🥰Bloc note mignon kely mandrapaha tonga ny trousse kely any anaty avion any fa ela loatraaa😩🩷🌻 3 pièces sisa no...
24/07/2026

Helloooo 🥰

Bloc note mignon kely mandrapaha tonga ny trousse kely any anaty avion any fa ela loatraaa😩🩷

🌻 3 pièces sisa no disponible amin'ireto ho an'izay haka azy
💸 6.000ar fotsiny akiaa
📞 0341023401 (WhatsApp)
🚲 Livraison partout à Madagascar

🤩 Disponible afaka 2 mois ireto 🥰mba lazao amin'ny commentaire ilay tianareo ahitako hoe iza no atao betsaka amin'ny com...
22/07/2026

🤩 Disponible afaka 2 mois ireto 🥰

mba lazao amin'ny commentaire ilay tianareo ahitako hoe iza no atao betsaka amin'ny commande 😍✨

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261349398194

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trendi Fah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share