Le Goût Royal

Le Goût Royal Faly mandray anao izahay,
Izahay dia misehatra amin'ny MOFOMAMY, sy SAKAFO isankarazany.🎂🍮🍪🥗🌮🍔🌭🥐
"Royalement bon😋🎂"
📳 0346925130
📳 0374055973

Le Goût Royal dia miarahaba anao sy ny ankohonanao nahatratra ny taona vaovao 2026😍🥂♥
01/01/2026

Le Goût Royal dia miarahaba anao sy ny ankohonanao nahatratra ny taona vaovao 2026😍🥂♥

🎄✨ Le Goût Royal dia manolotra fisaorana sy fankasitrahana lalina ho an’ireo mpanjifa rehetra noho ny fitokisana sy ny f...
24/12/2025

🎄✨ Le Goût Royal dia manolotra fisaorana sy fankasitrahana lalina ho an’ireo mpanjifa rehetra noho ny fitokisana sy ny fanohanana tsy tapaka anay nandritra iny taona iny. Ny fahatokisanareo no fototra iorenan’ny fandrosoanay sy manentana anay hanolotra vokatra manara-penitra, manambatra tsiro, kalitao ary hatsarana😍😍🙏.
Mirary Krismasy feno fiadanana, fahasambarana ary fahombiazana ho antsika rehetra 🎂✨
🌲🍰💐

🎂✨ Mitady mpanao mofomamy ho an’ny lanonana tianao karakaraina ve ianao ? ✨🎂(Mariage 💍 | Anniversaire 🎉 | Baptême 👶 | na...
12/11/2025

🎂✨ Mitady mpanao mofomamy ho an’ny lanonana tianao karakaraina ve ianao ? ✨🎂
(Mariage 💍 | Anniversaire 🎉 | Baptême 👶 | na hetsika manokana hafa…)

Aza mitady lavitra intsony — Le Goût Royal no vahaolana tonga lafatra ho anao 👑

Izahay dia manatanteraka ny nofinofinao amin’ny mofomamy:
🍰 Tsiro miavaka, manitra sy mamy,
🎨 Endrika manintona, araka ny lohahevitrao,
❤️ Ary feno fitiavana

Na tianao ho tsotra nefa manja, na kanto manjelanjelatra ho an’ny fety lehibe, dia ataonay “royal” foana ny tsirony sy ny fijerena azy 😍

📩 Aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso mivantana anio
— hanampy anao izahay hanova ny tsiron’ny lanonanao tsy ho hay hadinoina
📞0346925130
📞0374055973

Salanitra eeh😍😍Andao ary atoroko anareo ny fomba fikarakarana an'ity "Sablé au confiture" tsotra kely ity .. ♥😋Zavatra m...
12/11/2025

Salanitra eeh😍😍
Andao ary atoroko anareo ny fomba fikarakarana an'ity "Sablé au confiture" tsotra kely ity .. ♥😋
Zavatra mora hita kely daholo an

Fikarakarana : 20 min
Mahandro: 12 min
Fotoana fijanonana: 30 min
Ho an'ny "sablés" sahabo 10 eo

Ingrédients:
-250 g de farine
-125 g de beurre demi-sel
-125 g de sucre
-1 œuf
-Une pincée de sel
-250 g de confiture

Address

Ankadifotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Goût Royal posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category