S.L.C SEVEN Languages Center Andohatapenaka

S.L.C SEVEN Languages Center Andohatapenaka Mivarotra sy maka commandes sakafo rehetra ilainao (pâtes sèches, Samos, NS, croquettes)

16/08/2024
FPM et SLC ANDOHATAPENAKA dia manolotra antsika rehetra eto ANTANANARIVO : COURS DE VACANCES ANGLAIS/ FRANÇAIS azo antok...
21/06/2024

FPM et SLC ANDOHATAPENAKA dia manolotra antsika rehetra eto ANTANANARIVO : COURS DE VACANCES ANGLAIS/ FRANÇAIS azo antoka ZATO ISAN-JATO KANEFA MORA BE MANDITRAN'NY 2 VOLANA . ECOLAGE : 00 ARIARY / DROIT D'INSCRIPTION: 65 000 ARIARY fa kosa 50 000 Ariary ho an'ireo 20 tonga misoratra ANARANA mialohan'ny 25 JUIN 2024 + LESONA AUDIOS MAIMAIM-POANA koa ARARAOTY. Izay manao LANGUES ANAKIROA dia 90 000 Ariary monja ny droit 2 volana.
FIDIRANA :
🏅1er VAGUE : 09 JUILLET 2024
🏅2ème VAGUE : 16 JUILLET 2024
🏅3ème VAGUE : 23 JUILLET 2024
🏅4ème VAGUE : 30 JUILLET 2024
tombony ato aminay :
+++mandray ankizy manomboka 05 taona
+++Misy attestation sy fampisehoana fahaizana @ farany
+++Mianatra mandihy maimaim-poana
+++Misy fialam-boly sy kilalao maro samy hafa
+++Tsy maintsy mahay ireo mpianatra ( Miteny sy mihaino ary manoratra sy mamaky ho an'ireo efa lehibe)
+++MPAMPIANATRA mahay sy efa za-draharaha
Toerana: ANDOHATAPENAKA 1 ampitan'ny SOCAVITRE / EPP 67 HA akaikin'ny PAOSITRA / ÉCOLE PRIVÉE RÉFÉENCE ANDOHATAPENAKA. NB: Ny FISORATANA ANARANA dia mbola aty @ birao : ANDOHATAPENAKA 1 ampitan'ny SOCAVITRE. Afaka atao koa ny manatona any an-trano ny MPAMPIANATRA raha misy RAD misafidy an'izay / Eo koa ny cours accéléré 1 mois aty @ salle . Tandremo ary sao tara fa mandeha ny fotoana. BE THE FIRST AND BE THE BEST.
INFOLINE : 034 02 001 69 / 034 28 257 66 / MP.

Miarahababa Tompoko! Cours FANAMPIANA @ sarany mirary ka 25 000 Ar ny droit d'inscription ary ny ecolage 5 000 ar / mois...
21/12/2023

Miarahababa Tompoko! Cours FANAMPIANA @ sarany mirary ka 25 000 Ar ny droit d'inscription ary ny ecolage 5 000 ar / mois. Ho anao olon-dehibe na tanora na ankizy. Ity no fanampiana homenay anareo mba hisy fahombiazana @ fahaizana ANGLAIS / FRANÇAIS. Mianatra isaky ny Alarobia sy Sabotsy. Aza tara fa ny Zoma 22 Décembre ihany no afaka mandray anareo izay tena vonona ny hioratra anarana. Izay taran'io daty io dia miakatra 40 000 ar ny droit. Toerana voafetra: 30 ihany. Midira MP avy hatrany na antsoy ny 0340200169 / 0342825766. Toerana: ANDOHATAPENAKA 1 ampitan'ny SOCAVITRE no. NB: afaka atao ato @ FB (en ligne) ny inscription. Durée de la Formation: 4 mois.

COURS ANGLAIS AMERICAIN  / FRANÇAIS PARLÉ atolotray SLC Madagascar ANTANANARIVO ANDOHATAPENAKA. Efa betsaka ny tafita (n...
12/10/2023

COURS ANGLAIS AMERICAIN / FRANÇAIS PARLÉ atolotray SLC Madagascar ANTANANARIVO ANDOHATAPENAKA. Efa betsaka ny tafita (nahazo asa tsara, lasa any Ivelany) tena mahay ANGLISY sy FRANTSAY tsara rehefa nahavita formation tato aminay. Raha toa ka te ho tafita ianao na ny zanakao dia aza tara intsony fa efa misokatra ny inscription @ fidirana volana octobre. Ity no fidirana tokana koa araraoty ary aza tara intsony. 10 ihany ny 1 salle ato aminay mba hisy kalitao tsara ny fampianarana. Mahay speaking, listening, reading, writing ny mpianatra mivoaka ato aminay. Rentrée: MERCREDI 11 et 18 OCTOBRE 2023. Araraoty ny reduction 10 000 hatramin'ny sabotsy 07 Octobre zao. Toerana: ANDOHATAPENAKA 1 ampitan'ny SOCAVITRE. Contacts: 0340200169 / MP. BE THE FIRST AND BE THE BEST

COURS D'ANGLAIS / FRANÇAIS special SAMEDI OU DIMANCHE eto ANDOHATAPENAKA 1 AMPITAN'NY SOCAVITRE. HO ANAO IZAY EFA MIASA ...
12/10/2023

COURS D'ANGLAIS / FRANÇAIS special SAMEDI OU DIMANCHE eto ANDOHATAPENAKA 1 AMPITAN'NY SOCAVITRE. HO ANAO IZAY EFA MIASA kanefa te hianatra Langue satria mba te hiakatra grade @ asa na koa mba te hivoaka any Ivelany hiasa dia ity no vahaolana. Misafidy ianao hoe SAMEDI na Dimanche no mianatra. Tena azo antoka fa hahay ianao ao anaty 4 mois ihany. Aza adinoina fa @ sabotsy 14 sy Alahady 15 Octbre no miditra mianatra. Izay manao inscription hatramin'ny 13 Octobre dia mahazo reduction 10 000 Ar @ lay droit d'inscription voalohany. Fandrio dien'izao ny toerana satria 10 ihany no raisinay @ ity vague ity. Tsy maintsy mahay ianao rehefa mivoaka ato aminay. Contacts: 0340200169 / MP

Formation CALL CENTER FRANCOPHONE 2ème vague. Araraoty fa nahenanay 65000 ar ny droit de formation @ ity andiany faharoa...
03/08/2023

Formation CALL CENTER FRANCOPHONE 2ème vague. Araraoty fa nahenanay 65000 ar ny droit de formation @ ity andiany faharoa ity kanefa dia mahazo Asa izay mahavita ny formation @ orinasa izay tsara karama. Ny inscription dia ny alakamisy 03 sy zoma 04 Août 2023. Ity ihany no promotion nohon'ny fangatahanareo betsaka fa aza tara intsony. Toerana voafetra 10 ihany. Izay tsy de mahay Français dia afaka mbola ampianarinay maimaim-poana. Toerana: ANDOHATAPENAKA 1 ampitan'ny FOKONTANY. Aza adinoina ary aza tara fa 2 andro ihany ny inscription dia ny alakamisy 03 sy zoma 04 Août 2023 zao. Afaka atao en ligne koa ny fampianarana ho anareo izay lavitra na tsy afaka en salle. Contacts: 0380689569 / 0342825766 / MP

COURS DE VACANCES 2023 ANGLAIS / FRANÇAIS ETO ANTANANARIVO Andohatapenaka. Mandray ankizy kely manomboka 6 ans.  Écolage...
02/07/2023

COURS DE VACANCES 2023 ANGLAIS / FRANÇAIS ETO ANTANANARIVO Andohatapenaka. Mandray ankizy kely manomboka 6 ans. Écolage: 00 Ar. Mbola misy promotion droit d'inscription @ 03 sy 04 Juillet koa araraoty. Toerana: Andohatapenaka 1 ampitan'ny FOKONTANY.MAHAZO CERTIFICAT @ farany. Ny birao dia misokatra ny alatsinainy hatr @ sabotsy. Aza tara tpko manao inscription. Contacts : 0340200169 /0342825766 na MP

Coua: DIMANCHE ANGLAIS / FRANÇAIS. Misy fidirana vaovao ny Sabotsy sy Alahady zao. Izay manao inscription mialoha dia ts...
30/06/2023

Coua: DIMANCHE ANGLAIS / FRANÇAIS. Misy fidirana vaovao ny Sabotsy sy Alahady zao. Izay manao inscription mialoha dia tsy mandoa ecolage 1 mois. Araraoty Tpko Sao tara. Droit 25000 Ar. Ecolage 15000 Ar. Contacts: 0340200169 / 0342825766 / 0346903647

Address

AMPASIKA
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S.L.C SEVEN Languages Center Andohatapenaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category