Kaïros Délices

Kaïros Délices Pâtisserie
Viennoiserie
Glaces
Snacks

Kikou ooo Indro ary ny vomanga efa voatetika sy vonona hoanina miaraka  mmmmhhh 🤤🤤Karazana vomanga   ity an ;)   🤩 🤤  😋
14/01/2026

Kikou ooo
Indro ary ny vomanga efa voatetika sy vonona hoanina miaraka mmmmhhh 🤤🤤
Karazana vomanga ity an ;)


🤩
🤤
😋

🎉Bonne année 🎉Mirary taona zina feno fahasalamana ambany fahasoavan'ny Tompo 🥰Efa ato ny anjara chocolat bonne année ana...
08/01/2026

🎉Bonne année 🎉
Mirary taona zina feno fahasalamana ambany fahasoavan'ny Tompo 🥰

Efa ato ny anjara chocolat bonne année anao client fidèle o! ;) Matsiro kely sy manitra bé an 😍


😘

28/11/2025

Salama e 😄

Satria tianay ianareo dia toloranay zava-baovao manja be foana 🎉

👉Vomanga
👉Saonjo
🎆AU LAIT sy AU BEURRE🎆

Tongava malaky hianoka ny tsirony 😋mmmmhhhmmm...



Salama eSatria tianay nareo dia ilay nitiavanareo ny soasisy avy any talatan'ny volon'ondry mihitsy no hoentinay ho voka...
20/06/2025

Salama e
Satria tianay nareo dia ilay nitiavanareo ny soasisy avy any talatan'ny volon'ondry mihitsy no hoentinay ho vokatra vaovao indray hiara-mihinana oh 😋
Tongava manandrana 😃
Ilay tsiro tena tsy adino rehefa avy any talata iny ankehitriny eto ambondrona Dia efa misy azy 😊🎆
Afaka manao commande raha hitondra hoan'ny fianakiavana sy ny olon-tiana oh ;)

12/04/2025

Salama e 😄
🎊Zava-baovao be 🎊

👉KATSAKA
👉MANGAHAZO
🎆AU LAIT sy AU COCO🎆

Inona no tena ankafizinao ? ;)
Misy daholo tongava ary fa ho afa-po ianao e 😊
Efa maro no mankafia an! Sao tara ;)
Malagasy ianao mankafia hanin-kotrana, izahay koa...andao ary...



Salama eIlay tsiro 😋 sy hanitra 🤤 tsy niova tsy nahafoizanao ny🥖 pain au lait 🥖Tena mbola ankafizinareo foana izy ityPri...
18/03/2025

Salama e
Ilay tsiro 😋 sy hanitra 🤤 tsy niova tsy nahafoizanao ny🥖 pain au lait 🥖
Tena mbola ankafizinareo foana izy ity
Prix koa mbola tsy niova 🎆600Ar 🎆
Ary prix de gros 🎊550Ar🎊 (+50)sur commande


Salama e!Zoma mahafinaritra indray rahampitso an :) , tsy avelan-tsika handalo fotsiny ;) Ho ataon-tsika   indray ary e!...
24/11/2022

Salama e!
Zoma mahafinaritra indray rahampitso an :) , tsy avelan-tsika handalo fotsiny ;) Ho ataon-tsika indray ary e!!! 🥳🤩
Tia m**on'i Gerb'or ve ianao? Misy ato Mura Délices an! Mividy 3 dia mahazo iray rahampitso 🤩🤩
Mbola tena mafana ihany koa ny andro 🥵 , iza daholo ireo mankafy ? Mangatsiatsiaka...manitra...mahafaka hetaheta ihany koa an! Mividy boissons Star pm en verre 3 dia mahazo 1 rahampitso. Ahoana tsara oe...
Ho an'ny rahampitso oa e! Mividy m**o (pain batard) telo dia mahazo iray , torak'izany ihany koa izay mividy boissons Star pm en verre telo dia mahazo iray ihany koa 😍🤩🥳🥰
Tongava maro ary e! Ambondrona no fotoana an!

Salama e! Zoma mahafinaritra be indray rahampitso :) , tsy ho avelantsika handalo fotsiny an! ;)  Mafana tsara izao ny a...
10/11/2022

Salama e!
Zoma mahafinaritra be indray rahampitso :) , tsy ho avelantsika handalo fotsiny an! ;) Mafana tsara izao ny andro 🥵 , iza daholo ireo tia yaourt à boire? 🥤🥤🥤 Mangatsiatsiaka ...manitra...mahafaka hetaheta ihany koa an! Ho an'ny rahampitso , mividy 3 dia mahazo 1 ato Mura Délices oh!
Ahoana tsara ? :O Mividy yaourt à boire 3 ianao dia mahazo 1 maimaim-poana e! Tongava maro ary e! ;) 😍

Salama e!Sakafo maraina tena ankafizin'ny rehetra ny vary@anana ;) , misy ato aminay an! vao maraina afaka jifainao amin...
26/03/2022

Salama e!
Sakafo maraina tena ankafizin'ny rehetra ny vary@anana ;) , misy ato aminay an! vao maraina afaka jifainao amin'ny vidiny 1200Ar monja miaraka matsiro an! Tongava ary hanandrana fa tsy ho diso fanantenana eee



Salama eEfa ho avy ny fidiran'ny mpianatra oh! Manomboka anio ny tolotra : mividy paquet gouter iray dia mahazo fitaovam...
18/08/2021

Salama e
Efa ho avy ny fidiran'ny mpianatra oh!
Manomboka anio ny tolotra : mividy paquet gouter iray dia mahazo fitaovam-pianarana iray maimaim-poana ianao misy koa ticket 40.000ar sy 100.000ar an!
Mandraisa anjara ary e!





👉 Du 18 Août au 19 Septembre 2021, Retrouvez vos fournitures scolaires dans tous les gouters St Honoré 🙂

⛔ Un paquet de gouter acheté = Une fourniture scolaire offerte ou un ticket gagnant de fourniture ⛔

Offre disponible dans tous les corners , Stations services et Supermarchés.



Salama e!Ity ary ilay nandrasana rahampitso zany fotonantsika e! Ety amin'ny   , tongava aloha ary oh :) ary aza adino n...
22/07/2021

Salama e!
Ity ary ilay nandrasana rahampitso zany fotonantsika e!
Ety amin'ny , tongava aloha ary oh :) ary aza adino ny manonona ny mot de passe fa avy dia omenay feuilleté fromage mafilotra ianao. ;)
Tolotra ho an'ireo mpanjifa 5 tonga voalohany io an!

👉 Ce 𝟚𝟛 𝕁𝕦𝕚𝕝𝕝𝕖𝕥, le corner 𝕊𝕆𝔸ℝ𝔸ℕ𝕆, à 150m a droite du CHIC BY FABIOLA sur la montée vers Ambondrona , est à l'honneur.

🆄🅽 🅿🆁🅾🅳🆄🅸🆃 🅰🅲🅷🅴🆃🅴 = 🆄🅽 🅵🅴🆄🅸🅻🅻🅴🆃🅴 🅵🆁🅾🅼🅰🅶🅴 🅾🅵🅵🅴🆁🆃

O̲u̲v̲e̲r̲t̲u̲r̲e̲ d̲u̲ C̲o̲r̲n̲e̲r̲ : 06h00

‼️ Offre valable pour les 5 premiers clients avec un mot de passe correct ‼️
e

Address

Lot SIAG 07 AMBONDRONA
Antananarivo
101

Telephone

+261335818255

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaïros Délices posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category