16/12/2025
Hello hello.😁
Ho entina hiarabana antsika sy hanokafana ny pejy vao2 dia ireto ny service voalohany atolotray anareo izay tia sakafo japonais 😊😁soupe RAMEN🤤
Izay efa nihinana mahay anizany atao hoe RAMEN izany anie oa eh!! izay mbola tsy nihinana kosa,dia fotoana izao anandramanao anizany soupe Ramen izany.
Tena oe tena oe🤤🤤🤤matsiro anie oa zany e,amzao andro tsy tapa-kevitra maka ririnina sy fahavaratra izao dia atoloray anareo ny SOUPE RAMEN 🍜🍜🥘🍲🍤🥓🧀🥚🍗
SOUPE.
Ramen mixte.
Ramen crevettes
Ramen poulet.
Tonkatsu ramen.
👉Mandray commande izahay manomboka ny zoma .
Ny livraison kosa dia manomboka ny sabotsy
Mp avy atrany ary eh📱
N.b : spécial livraison fa mbola tsy misy point de vente😊😘