22/06/2026
Coucou! Ela ela tsy nandefa sary teto amin'ny pejy, 3 taona katroka androany ny nandefasako sarina gâteaux teto farany. Hiezaka hiverina tsikelikely ndray ny fandraisana commande. Hialana tsiny mialoha raha sendra tsy afaka mandray commande ndraindray noho ny tsy fahampiaan'ny fotoanako e. Mirary soa daolo!