02/09/2026
Ho antsika hikarakara lanonana
_Mariage
_Fiancailles
_ Baptheme
_Anniversaire
Misy tolotra homenay
Menu 4 service ,gâteaux ,jus naturelle
manomboka amin'ny 20000ar/pers miaraka amin'ny service en salle
tsy miantoka salle izahay fa décoration homenay gratuit izay code couleuranareo
Mivoaka n'y faritra ihany koa izahay fa misy condition ,ho an'izay manao réservation am'ity volana ity n'a Mbola elaela aza fetinao Dia mahazo effet spéciaux amin'ny ouverture ,koa aza tara manao reservation