Voon Malagasy

Voon Malagasy Produit de qualité à base de SOJA.

Miarahaba antsika rehetra indray o!🌼Rehefa mafana toy izao ny andro, inona no tena tianareo hanina?🍹Tianay hampahafantar...
21/10/2022

Miarahaba antsika rehetra indray o!🌼

Rehefa mafana toy izao ny andro, inona no tena tianareo hanina?🍹
Tianay hampahafantarina antsika mpanjifa fa ny VOON dia latsaka kokoa amin'ny vidin'ny yaourt sasany ka azonao hihinanana maro an. 😁

Ho avy tsy ho ela ny fa aza miala ôooo!

Ehh oooohhh.... 🙋 Efa mafana zao ny andro fa tsy ny akanjo ihany no andeha ho atao maivana e! fa andeha koa ampangatsiah...
09/10/2022

Ehh oooohhh.... 🙋 Efa mafana zao ny andro fa tsy ny akanjo ihany no andeha ho atao maivana e! fa andeha koa ampangatsiahana ny anaty oo 😊🤗😋... Sady hatsiaka mitondra hery, tanjaka, calcium sy vitamine ny Yaourt VOON 😍.

Vonona mandrakariva hanome fahafaham-po anao. Andramo ary satria mirary tokoa ny vidiny.

Vidiny tokana 1200Ar eny amin'ny mpivarotra mahazatra anao eto Antananarivo.

Fotoam-pianakaviana sy fiarahana amin'ny namana mahafinaritra 😍Ny VOON tsy hadino sady 1200Ar monja 🥰
08/10/2022

Fotoam-pianakaviana sy fiarahana amin'ny namana mahafinaritra 😍
Ny VOON tsy hadino sady 1200Ar monja 🥰

Fisaorana be dia be ho anareo mpanjifa sy mpanaraka ny pejy🥰. "𝓥𝓞𝓞𝓝, 𝒂𝒏𝒕𝒐𝒌𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒊𝒔𝒂𝒏'𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐".➡️𝘙𝘢𝘩𝘢 𝘭𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘮...
07/10/2022

Fisaorana be dia be ho anareo mpanjifa sy mpanaraka ny pejy🥰. "𝓥𝓞𝓞𝓝, 𝒂𝒏𝒕𝒐𝒌𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒊𝒔𝒂𝒏'𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐".
➡️𝘙𝘢𝘩𝘢 𝘭𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢-𝘮𝘪𝘢𝘴𝘢 𝘪𝘢𝘯𝘢𝘰 𝘥𝘪𝘢 𝘢𝘯𝘵𝘴𝘰𝘺 𝘪𝘵𝘺 𝘭𝘢𝘩𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘵𝘺: 📞 𝟬𝟯𝟰𝟮𝟰𝟴𝟵𝟴𝟬𝟭

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342489801

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voon Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Voon Malagasy:

Share