23/08/2026
Traikefa hafakely 🥰
Gâteau mariage naterina tamin’ny lalan-tany ratsy teo amin’ny 50km teo
Faly aho ary afa-po tamin’ny asa natao
Mirarisoa ho an’ny mpanambady
Misaotra sy mankasitraka ho an’ireo nanampy
Mirarisoa 💕