13/11/2024
Hizarana souvenir mamy kely ho anareo aho anio☺️
Gateaux mariage-nay mivady tamin'ny 13/11/2021 izy ity
Enjakenjana kely ny fanomanana satry mila novitaina mialoha ny genoise,dia ny montage ny andron'ny mariage😬
Soa ihany fa teo ny equipe mahafinaritra sy ny namana mpiara-manao mofomamy nanampy dia vita soa♥️♥️
Fanamarihana!!!
Mbola mihato kely ny fandraisana commande eto amin'ny pejy fa ho lazaina eto ihany rehefa miverina.
Mirary soa ho antsika rehetra♥️♥️