14/07/2024
Miarahaba anareo tompoko!sady mifona sahady satria be dia be ianareo no tsy voavaly ara-potoana hatrizay ato amin’ny pejy😢Soa ho lavo hahay hamindra tompoko!!!!!!l🙏🏼😢🙏🏼
Hiezaka hatrany izahay hanao ny tsara ho anareo mpanjifa sy ianareo mpamatsy anay🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼❤️❤️❤️❤️ ..
Misaotra Tompoko!!!