23/08/2025
Salama daholo oohh
Mbola ato daholo vé ianareo e😊😊
Ela dia ela tsy nifampitafa teto isika.
Zahay eto foana ka, nikarakara anareo teny.🥰🥰
Mitohy hatrany n'y fiaraha-miasa aminareo mpanjifa.
Ary Manentana anareo izay Mbola te hiara-hiasa aminay ihany koa.Na toeram-piasana,n'a fikambanana,n'a fianarana...lanonana maro samihafa.Vonona hatrany izahay hanome fahafam-po anareo.🙏🙏
Ka alefaso Ary n'y commande.😉😉
Mirary SOA antsika rehetra🙏🙏