Cake Kaikitra

Cake Kaikitra Le goût, la qualité et la quantité au meilleur prix.

19/03/2026
Mandray commande hatrany.Misy fiovàna kely ny prix izay afaka hifampiresahana hatrany, miankina amin'ny isa.
11/03/2026

Mandray commande hatrany.
Misy fiovàna kely ny prix izay afaka hifampiresahana hatrany, miankina amin'ny isa.

Salama e!Alefaso dieny izao ny commande ho an'ny volana Desambra an! 😊😊
13/11/2025

Salama e!

Alefaso dieny izao ny commande ho an'ny volana Desambra an! 😊😊

Mandray commande hatrany
23/07/2025

Mandray commande hatrany

12/07/2025

🎉 FESTA PIZZA ao @ Extra Pizza 🎉🍕
MILALAOVA🥳📣 MANDRAISA ANJARA 🎁🎁
Fety BE manomboka ny 14 ka hatramin’ny 20 Jolay !
👉Loka1: Bon d'achat 60.000ar
👉Loka 2: Bon d'achat 30.000ar
👉Loka 3:1 Pizza au choix

🛑FEPETRA fandraisana anjara:
1- Asiana " J'aime'" ity post ity
2- Partagena ( public)
3- Identifieo ny namanao tianao hiaraka aminao mandritra ny FESTA PIZZA chez Extra Pizza 🍕

🍕🥳FESTA PIZZA🥳🍕
👉Tolotra manokana sy Fihenam-bidy na ho an'ny akizy na ho an'ny lehibe 🤤
🎁 Lalao sy kilalao isan-karazany
🍕 Pizza matsiro amin'ny endriny vavao...

Araho ny pejy fa efa HIVOAKA tsy ho ela ny fandaharam- potoana 🍕⏳

Ho fifampitsinjovana dia natao ho sahaza ny rehetra ny vidiny.Mandray commande isan'andro.
30/06/2025

Ho fifampitsinjovana dia natao ho sahaza ny rehetra ny vidiny.
Mandray commande isan'andro.

25/06/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Randrianarisoa Germain Dit Rajery, Minasoa Rasamimanana, Tasra Scarla, Angelica RH, Patricia Rasendrason

Salama daholo!Mbola eto izahay ary mbola mitohy ny fandraisana commande an!Misy ny:-Cake kely nature mety atao gouter-ny...
18/06/2025

Salama daholo!

Mbola eto izahay ary mbola mitohy ny fandraisana commande an!

Misy ny:

-Cake kely nature mety atao gouter-ny ankizy na any ampiasàna 1.000Ar ie Arivo Ariary 😱, 2.000Ar kosa ny choco

-Cake moyen nature 3.000Ar, 5.000Ar n choco

-Cake lehibe nature 7.000Ar, 10.000Ar n choco

Livraison gratuite ho an'ny commande manomboka amin'ny 40.000Ar, izany hoe Cake choco lehibe efatra (4) au choco fotsiny dia aterina maimaipoana 😱

N.B: cake malefaka tsy commercial io ☺️

Mandray commande hatrany 🙏
17/05/2025

Mandray commande hatrany 🙏

25/12/2024

Joyeux Noël à toutes et à tous 😊

Raisinay foana ny commande a!
16/11/2024

Raisinay foana ny commande a!

Address

67ha Sud
Antananarivo
101

Telephone

+261344483723

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cake Kaikitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category