Mama Godrogodro

Mama Godrogodro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mama Godrogodro, Dessert Shop, Andohanimandroseza, Antananarivo.

Akôry aby e !Alakamisy mangingiñy akôry atsika ao? Sa miandry valim-pifidianana ? 😅Eto am-panomanana ny livraison ny tap...
30/05/2024

Akôry aby e !

Alakamisy mangingiñy akôry atsika ao? Sa miandry valim-pifidianana ? 😅

Eto am-panomanana ny livraison ny tapany maraina izahay izao.

Mankasitraka foana ny amin’ny fahatokisanareo anay 🙏

Mandray commande isan’andro izahay ka aza misalasala manontany na tonga dia antsoy ny 032 52 512 44 🤗🎉

Mirary soa aby e 😊👋

Akôry Alahadintsika ao?Fa samy manana ny mahafinaritra azy ianareo client an 😍Teto dia nangataka izy ny mba atao fotsy m...
21/04/2024

Akôry Alahadintsika ao?

Fa samy manana ny mahafinaritra azy ianareo client an 😍
Teto dia nangataka izy ny mba atao fotsy manontolo ny commande-ny dia nataonay t@ fo feno fitiavana 🥹♥️

Mirary soa daholo
Mandray commande isan’andro izahay ato Mama Godrogodro ka aza misalasala miditra ao @ Mp 😊😊

Mirary soa
Bon week-end tchin-🥂

Fa tena tianareo ilay Godrogodro « parfum vanille » hihihi Faly be foana izahay vao mahita fa hafa-po ianareo.Mankasitra...
19/04/2024

Fa tena tianareo ilay Godrogodro « parfum vanille » hihihi
Faly be foana izahay vao mahita fa hafa-po ianareo.
Mankasitraka Elidiot Elidiot Stanley misafidy ny Godrogodro tato aminay efa hatr@zay 🥰🥰

Aza adino fa mandray commande foana izahay isan’andro (atao iray andro mialoha)

Miandry anao ao @ Mp zahay 😅 na tonga dia antsoy ny 032 52 512 44

Akôry aby e!Salama e!Efa nisakafo maraina ve ooo? Dia inona ny sakafonareo 😅?Araka ny efa fantatrareo dia misy 4 karazan...
18/04/2024

Akôry aby e!
Salama e!
Efa nisakafo maraina ve ooo? Dia inona ny sakafonareo 😅?
Araka ny efa fantatrareo dia misy 4 karazany ny Godrogodro ato @ Mama Godrogodro 😋🥥
Ity @ sary ity zao dia ilay « parfum vanille » 🤤🥳
Mahita maintimainty nareo, tsy fako akory ireo fa tena « gousse de vanille provenance de Sambava » no ampiasaintsika ato 😊

Mazoto be izahay hikarakara
Miandry commande nareo 🥰
Mirary soa 🥳



Bonjour à tous ! Akôry aby e ! Mbolatsara e! 👋🎉🥰 Ça fait un bail ! 🤩Nous sommes ravis de vous annoncer que nous sommes d...
17/04/2024

Bonjour à tous ! Akôry aby e ! Mbolatsara e! 👋🎉🥰
Ça fait un bail ! 🤩

Nous sommes ravis de vous annoncer que nous sommes de retour ! Après une petite pause, Mamagodrogodro est là pour vous offrir le meilleur du godrogodro, toujours préparé avec beaucoup d'amour, et avec le goût authentique que vous avez toujours adoré depuis notre création en 2019. 🥥✨

Et nous avons de grandes nouvelles : de nouvelles saveurs sont là pour vous surprendre !

- Classique Coco-Vanille : Toujours là pour vous rappeler la douceur et la pureté de la noix de coco et vanille fraîche de Sambava.

-Nouveau! Chocolat Délice : Laissez-vous tenter par la nouveauté avec notre fusion de coco et de chocolat riche, une véritable célébration de la gourmandise.

- Nouveau! Cannelle Twist : Une invitation à savourer la chaleur et le piquant de la cannelle, parfait pour réchauffer vos papilles.

👋👋♥️

04/08/2023

Pâtisserie gasigasy 🌴🥥
Spécialité du Nord de Madagascar 🇲🇬

Address

Andohanimandroseza
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mama Godrogodro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category