TOFU SOJA

TOFU SOJA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TOFU SOJA, Food service distributor, Antananarivo.
(1)

••• FROMAGE TOFU SOJA •••
‼️1 Andro mialoha ny fandraisana commande‼️

♻️Ara-pahasalamana: riche en calcium
♻️SOJA voafantina tsy misy fangaro, maha solo hena, betsaka ny voka-tsoa azo avy aminy🤩

📍ITAOSY, ANTANANARIVO
☎️ 034 17 056 49

😊Miarahaba antsika rehetra ô 😊   Mitohy foana ny fandraisana commande fromage de soja manta na masaka.  Pâte de soja, Ta...
15/04/2026

😊Miarahaba antsika rehetra ô 😊
Mitohy foana ny fandraisana commande fromage de soja manta na masaka.
Pâte de soja, Tagliatelles de Soja.
Ny vidiny tsy miova
Livraison manomboka amin'ny 3000ar

📌NB: commande 1jr mialoha foana 😊
Mandray commande rahampitso izahay tompoko 😊
👉Misy prix de gros ho anireo maka maro

17/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mitantsu Juliana Charelle, Malika Bajwa, Saotra Felana

⚠️𝙈𝘽𝙊𝙇𝘼 𝙏𝙎𝙔 𝙉𝘼𝙉𝘼𝙉𝘿𝙍𝘼𝙎𝘼𝙉𝘼 𝙏𝙊𝙁𝙐 𝙎𝙊𝙅𝘼 𝙑𝙀 𝙄𝘼𝙉𝘼𝙊? 𝙁𝙤𝙩𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙤 𝙖𝙧𝙮😋🤩‼️𝙏𝙊𝙁𝙐 𝘾𝙐𝘽𝙀 𝙈𝘼𝙉𝙏𝘼 Masaka na hoe prêt à manger : 𝙁𝙍𝙊𝙈𝘼𝙂𝙀 𝙏...
06/12/2025

⚠️𝙈𝘽𝙊𝙇𝘼 𝙏𝙎𝙔 𝙉𝘼𝙉𝘼𝙉𝘿𝙍𝘼𝙎𝘼𝙉𝘼 𝙏𝙊𝙁𝙐 𝙎𝙊𝙅𝘼 𝙑𝙀 𝙄𝘼𝙉𝘼𝙊? 𝙁𝙤𝙩𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙤 𝙖𝙧𝙮😋🤩

‼️𝙏𝙊𝙁𝙐 𝘾𝙐𝘽𝙀 𝙈𝘼𝙉𝙏𝘼
Masaka na hoe prêt à manger : 𝙁𝙍𝙊𝙈𝘼𝙂𝙀 𝙏𝙊𝙁𝙐 𝙏𝙎𝙊𝙏𝙍𝘼 na 𝙋𝙄𝙈𝙀𝙉𝙏É | 𝙋Â𝙏𝙀 𝘿𝙀 𝙎𝙊𝙅𝘼 | 𝘽𝙊𝙐𝙇𝙇𝙀𝙏𝙏𝙀 𝘿𝙀 𝙎𝙊𝙅𝘼 | 𝙏𝘼𝙂𝙇𝙄𝘼𝙏𝙀𝙇𝙇𝙀𝙎 | eo koa ny 𝙇𝘼𝙄𝙏 𝙀𝙏 𝙅𝙐𝙎 𝘿𝙀 𝙎𝙊𝙅𝘼 ‼️
💡Azo atao amin’ny endriny samihafa ny fikarakarana azy, manome recette ihany koa izahay!

♻️Matsiro
♻️Ara-pahasalamana: riche en calcium
♻️SOJA voafantina tsy misy fangaro no hanaovana azy, maha solo hena ary betsaka ny voka-tsoa azo avy aminy🤩

📩MP avy hatrany raha hicommande, na miantso sy mandefa sms avy hatrany
📍ITAOSY, ANTANANARIVO: arrêt bus dokotera ny point de récupération
☎️ 034 17 056 49
🛵Livraison à partir 3.000AR

😂Eeeh! Nivoaka ihany anie ilay épisode 10 kely tsy tapakevitra eh! Dia sao mbola tsy nahita hatramin’ny voalohany ianare...
05/12/2025

😂Eeeh! Nivoaka ihany anie ilay épisode 10 kely tsy tapakevitra eh! Dia sao mbola tsy nahita hatramin’ny voalohany ianareo?😌 Mbola tsy tara fa ndana aingana🏃‍♀️😂

⚠️OFFRE VALABLE ITAOSY uniquement: LIVRAISON GRATUITE DAHOLO ⚠️
‼️Dia nareo ve mbolaaaaa tsy tapakevitra foana hanjifa Soja Tofu?🥹😂 Matsiro anie oa io eeh😋🤤
Sady ara-pahasalamana tsara✅‼️

🛒Misy TOFU CUBE MANTA dia misy ny MASAKA toy ny : FROMAGE DE SOJA TSOTRA na PIMENTÉE | PÂTE DE SOJA | BOULETTE DE SOJA azo atao amin’ny endriny samihafa anh!
💡Afaka manoro recette izahay😘
🥛 Misy ihany koa ny LAIT sy JUS de Soja ato aminay ah.

📩Alefaso any amin’ny hafatra miafina ary aloha ny commande sady miandry an’ilay épisode grand finale an’ity storytime du siècle ity isika eeh😂🥹🫶🏻
📍Itaosy, arrêt dokotera ny point de récupération anh
☎️ 034 17 056 49 : aza misalasala miantso avy hatrany na mandefa sms ihany koa!
🛵Livraison à partir 3.000AR anh

🌮TACOS TOFU🌮Karazana tacos Tofu efa nandramako tato antrano izy ity, tena matsiro anh🤤😋😋‼️Andramo anie dia itanareo eh 😍...
04/12/2025

🌮TACOS TOFU🌮
Karazana tacos Tofu efa nandramako tato antrano izy ity, tena matsiro anh🤤😋😋
‼️Andramo anie dia itanareo eh 😍 Sady tsy sarotra ny mikarakara azy, afaka atoronay recette ko ianareo!

Bonne soirée daholo eeeh!💐

Salama daholo indray o🫶🏻‼️Iza daholo no miandry fatratra ny Épisode 10 - "Datou sy Babe" edited by Lucia Randriamifidy?🤣...
04/12/2025

Salama daholo indray o🫶🏻

‼️Iza daholo no miandry fatratra ny Épisode 10 - "Datou sy Babe" edited by Lucia Randriamifidy?🤣‼️

••• Mandrampiandry an'izay ary aloha dia ataovy ny commande 𝓣𝑜𝑓𝑢 𝓢𝑜𝑗𝑎 eh🛍️ : 10.000Ar /kg ny manta dia 20.000Ar /kg ny prête à manger•••
______________________________________________
🏷️Misy ny "𝙏𝙤𝙛𝙪 𝙘𝙪𝙗𝙚 𝙢𝙖𝙣𝙩𝙖" dia misy koa ny efa "𝙋𝙧ê𝙩 à 𝙢𝙖𝙣𝙜𝙚𝙧" 🍽️
💡Azo hanaovana sakafo isan-karazany tahaky ny amin'ny sary : 𝙩𝙖𝙘𝙤𝙨, 𝙡𝙖 𝙨𝙤𝙪𝙥𝙚, 𝙢𝙞𝙣𝙚𝙨𝙖𝙤, 𝙡𝙖𝙤𝙠𝙖, 𝙗𝙧𝙤𝙘𝙝𝙚𝙩𝙩𝙚, 𝙨𝙖𝙡𝙖𝙙𝙚 𝙙𝙚 𝙥â𝙩𝙚, 𝙖𝙘𝙝𝙖𝙧𝙙 sy ny maro hafa tsy voatanisa🌮🍡🍜🥗
🏷️Ny prêt à manger misy : 𝙁𝙧𝙤𝙢𝙖𝙜𝙚 𝙙𝙚 𝙨𝙤𝙟𝙖 𝙨𝙞𝙢𝙥𝙡𝙚 𝙣𝙖 𝙥𝙞𝙢𝙚𝙣𝙩é | 𝙋â𝙩𝙚 𝙙𝙚 𝙨𝙤𝙟𝙖 | 𝘽𝙤𝙪𝙡𝙚𝙩𝙩𝙚 𝙙𝙚 𝙨𝙤𝙟𝙖 .
🏷️Misy koa ny 𝙇𝙖𝙞𝙩 𝙙𝙚 𝙎𝙤𝙟𝙖 𝙨𝙮 𝙅𝙪𝙨 𝙙𝙚 𝙎𝙤𝙟𝙖🥛🌿

🛒Anareo ny safidy fa ataovy ny commande aingana, ka hatramin'ny 8 𝙤𝙧𝙖 𝙢𝙖𝙧𝙖𝙞𝙣𝙖 izahay no 𝙢𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙮 𝙘𝙤𝙢𝙢𝙖𝙣𝙙𝙚 ny amin'ny livraison rahapitso anh!🥰

📩Dm avy hatrany : dia aza adino fa 500g ny minimum de commandentsika anh🥰🙏🏻
⚠️Mety tsara ho an'ireo marefo ara-pahasalamana na misy aretina mitaiza izy ity.
📍Raha toa ka hanao récupération dia Itaosy, Arrêt dokotera.

03/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Soafilira Princia, Domoina Ramamonjisoa, Ni Ta, Dãm Næz

🧀TOFU SOJA - FROMAGE DE SOJA✨💡🌿Betsaka no mbola tsy mahalala azy ity nefa tena azo atao sakafo tsara, mahasolo hena ho a...
27/11/2025

🧀TOFU SOJA - FROMAGE DE SOJA✨

💡🌿Betsaka no mbola tsy mahalala azy ity nefa tena azo atao sakafo tsara, mahasolo hena ho an'ireo mifady hena ary fanafody ho an'ireo vatana marefo sy farofy lava.
Androany izahay te ahampahafantatra fa tena betsaka ny zava-tsoa bediabe entin'izy☺️
⚠️Mety rera-dava ianao na misy aretina ihany koa, mitondra vohoka, manao régime diet sy ny maro tsy voatanisa.
‼️Isan'ireo ve ianao? TENA METY AMINAO ity‼️🥰
✅Satria , tena feno otrik'aina tanteraka izy ity.

🛒TOFU SOJA MANTA (CUBE) : 10.000Ariary / KG
🛒TOFU SOJA PRÊT À MANGER : 20.000Ariary / KG

• Santionany amin'ny fomba afaka hanaovana azy Ireto sarinay ireto😋
📩Afaka miditra hafatra miafina avy hatrany raha toa ka hanao commande ianao (24 ora mialoha na alohan'ny amin'ny 8 ora sy sasany maraina)
📍Raha toa ka hanao récupération dia ITAOSY, arrêt dokotera.
☎️ 034 17 056 49

20/11/2025

🍽️ IRETO NY MASAKA 🍽️🤤

Tahak'izao anie ilay PÂTE DE SOJA Garni + BOULETTE DE SOJA eh😋 Mmmmmh, matsiro be io anh😋🤤

‼️Amin'ny vidin'ny 6.000Ariary monja miaraka amin'ny barquette anh‼️
Dia vita ny goûté, sady sakafo ara-pahasalamana tsara☺️😁

💬Alefaso ao amin'ny hafatra miafina avy hatrany ary ny commande raha te hanandrana ny tsiron'izany pâte de Soja izany ianareo😍

📍Tsy mbola manana tsena aloha izahay atreto fa ny point de récupération dia Itaosy arrêt dokotera.
⚠️Aza adino ah, 24ora mialoha izahay no mandray commande na ny maraina ka hatramin'ny 8 ora sy sasany.
📦Manao livraison Tana sy any amin'ny faritra

Mankasitraka indrindra o💐
☎️0341705649

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341705649

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TOFU SOJA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share