Tsara bitro sy akoho

Tsara bitro sy akoho Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsara bitro sy akoho, Farm, Antananarivo.

📢❌ EFA LAFO ❌Salama daholo 👋 Alefa reto poule pondeuse reto raha mahaliana anareo , misy 185 isa dispo ( tsy misaraka )E...
15/06/2025

📢❌ EFA LAFO ❌

Salama daholo 👋

Alefa reto poule pondeuse reto raha mahaliana anareo , misy 185 isa dispo ( tsy misaraka )

Efa hiditra 16 ème semaine @ herinandro reo an. Efa kely sisa dia hanatody 🥚🎉 Date d'éclosion t@ 04/03/2025.

✅Prix mora be : 25.000 ar ny ray ✅

Efa vita vaksiny rehetra ( ankotran'ilay 17 ème sy 19 ème sem io).

Tongava Mp na miantso mivantana ny 0388434582

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara bitro sy akoho posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category