Iri Pastel

Iri Pastel Iri Pastel, notre boutique en ligne de gâteaux faits maison. Chaque achat contribue à la scolarité de

Mankasitraka ! Tsy ela anie ianareo e🥰Hafa ny staila 😅 taloha e!
30/03/2026

Mankasitraka !
Tsy ela anie ianareo e🥰
Hafa ny staila 😅 taloha e!

Tadidinareo vé? Gâteaux Pavillon fahiny!? Averitsika izy Raha tianareo, endriny sy ny tsirony!  Ity izao commande n olon...
28/03/2026

Tadidinareo vé? Gâteaux Pavillon fahiny!?
Averitsika izy Raha tianareo, endriny sy ny tsirony! Ity izao commande n olona oe atao xl tamin'ity karazany iray ity! 😍🥰
Mampanembonembona e!?
Mankasitraka amin'ny fahatokisana! Mirary soa hatrany🎊

Tena tianareo ilay izy!!!Mankasitraka hatrany 🥰
15/03/2026

Tena tianareo ilay izy!!!
Mankasitraka hatrany 🥰



Mankasitraka bé Dia bé tompoko amin'ny fahatokisana 🎊🥰🙏
04/03/2026

Mankasitraka bé Dia bé tompoko amin'ny fahatokisana 🎊🥰🙏

Avia indray izay hihinana hena (TSA -siu) ary e🤣😋😍Iri_Carne😅
16/02/2026

Avia indray izay hihinana hena (TSA -siu) ary e🤣😋😍
Iri_Carne😅

Baroque 😄😍🥰🌹
11/02/2026

Baroque 😄😍🥰🌹

Ela ela tsy nifankahita🫣🌹! Vokatra tsotra nefa mamy Kely!💖Misaotra amin'ny fahatokisana!🙏🥰
08/02/2026

Ela ela tsy nifankahita🫣🌹!
Vokatra tsotra nefa mamy Kely!💖
Misaotra amin'ny fahatokisana!🙏🥰

Address

Andraisoro
Antananarivo
101

Telephone

+261345416308

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iri Pastel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category