08/07/2021
NOS CONDITIONS GÉNÉRALES DE VENTE
Kukkï-san est une page de Vente en ligne de vos gourmandises secrètes
✨ Toutes commandes doivent adhérer sans réserves aux présentes CGV
✨ Commande
Toutes commandes se feront en message privé en indiquant votre choix, le nombre, votre contact et votre adresse.
Elles se feront 2 jours à l'avance au plus t**d.
Une annulation de commande ne sera pas acceptée.
✨ Livraison
Les livraisons se feront tous les Mercredis, Samedis et Dimanches soit :
-les commandes passées samedi, dimanche et lundi se feront livrées mercredi
-les commandes passées mardi, mercredi, jeudi se feront livrées samedi
-les commandes passées vendredi se feront livrées dimanche
Un frais de livraison en-sus devra être payé au livreur à raison de 3 000Ar ou plus selon la distance.
✨ Paiement
Le paiement se fera à la livraison
Nous acceptons les paiements via Mvola (frais de transaction pris en charge par le client)
Tout paiement effectué à l'avance est non remboursable.
MERCI ET BONNE DÉGUSTATION
************************************
✨ Ny fanjifana rehetra mihatra eto amin'ny pejy dia tsy maintsy manaraka ny CGV
✨ Ao amin'ny hafatra miafina (mp) no andefasanao izay safidinao, ny isany, ny laharana ahazoana anao ary ny adiresinao.
Roa andro mialoha fara-fahatarany no andraisanay izany.
✨ Isaky ny Alarobia, Sabotsy sy Alahady ny fanaterana azy :
- ireo hafatra voaray ny Sabotsy, Alahady sy Alatsinainy no aterina ny Alarobia
- ireo hafatra voaray ny talata, Alarobia sy Alakamisy no aterina ny Sabotsy
- ireo hafatra voaray ny Zoma no aterina ny Alahady
Ny fanaterana dia misy sarany izay manomboka amin'ny 3 000ar arakarakin'ny alaviran'ny toerana.
✨ Amin'ny andron'ny fanaterana no andoavana ny vola
Mandray Mvola izahay ( ny saran'ny fandefasana sy fandraisana dia aloan'ny mpanjifa)
MISAOTRA DIA MAZOTOA HOMANA