JB Madagascar

Call Directions Website Contact the business

JB Madagascar En créant des instants de plaisir, qui sont autant de parenthèses enchantées, JB se donne comme mission d’améliorer la vie des Malagasy.

27/10/2026

BANANANAAAA !! 🍌😋

Iza ndray no ahavita hametraka azy eo amin'ny fonosana 4x4 Krem ? 😝
Ataovy ao amin'ny commentaire 🫣

Ndao hanao kajikajy miaraka amin'ny 4x4 UP 🧮Raha atambatra ilay points eo amin'ny 4x4 UP dia  iza amin'ireo no manome 37...
25/10/2026

Ndao hanao kajikajy miaraka amin'ny 4x4 UP 🧮

Raha atambatra ilay points eo amin'ny 4x4 UP dia iza amin'ireo no manome 37 ?🤔

Alefao ao amin'ny commentaire ny valiny raha hitanao 👇🏼

23/10/2026

TURLUTUTIIIII 🤩

Ilay bonbon misy monstres mahafatifaty amin'ny vidiny 200ar 🥰

Inona ny parfum tena tianareo ? 😋

Coucou OLIVE Nathalie  👋🏼 Arahabaina fa anisan'ireo tsara vintana efa nahazo crédit 🥳🎊Zarao aminay ao amin'ny commentair...
22/10/2026

Coucou OLIVE Nathalie 👋🏼 Arahabaina fa anisan'ireo tsara vintana efa nahazo crédit 🥳🎊

Zarao aminay ao amin'ny commentaire koa ianareo izay efa nahazo 🤗✨

Aza tara fa mbola misy Bon d'achat 1.000.000ar, 500.000ar ary 200.000ar ihany koa mandehandeha any 🤩🤯

21/10/2026

🥳Misokatra ihany koa ny pejy Tik Tok JB🥳

Abonneo haingana ny pagentsika fa hanao fisarihana izahay ka 100 abonnés be zao no omena cadeau.🎁✨

📍Aza tara fa ny Alatsinainy 26 Octobre izahay no mijery ireo ho tsara vintana

20/10/2026

❤️ 𝐌𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐡𝐢𝐧𝐚, 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐳𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚

Nampihetsi-po ny fihaonana tamin’ireo ankizy arivony maro nandritry ny fanorolana ireo tolo-tanana niarahana tamin’i C'est du Joely ho an’ny Association MealEspoirs sy ny Ecole associative l'île aux enfants - Madagascar - eny amin’ny faritra ivan’ny Anosibe.
Ho anay, ny fikolokoloina ny ankizy androany no antoky ny fanorenana ny hoavin’i Madagasikara.

13/10/2026

❤️ Miray hina, ho an'ny zaza eto Madagasikara

Amin'ny alalan'ilay tetik'asa « Mbola mijoro ho an'ny zaza Malagasy » dia mitondra ny anjara birikiny JB izay ao anatin'ny SIM hanampy ireo zaza miisa 1 500 eo, izay tohanan'i Association MealEspoirs.

Manan-danja avokoa ireo fanampiana na dia kely ary ka ndao hijoro ho an'izy ireo !

🎯𝗗𝗲𝘀 𝗽𝗼𝘀𝘁𝗲𝘀 𝗾𝘂𝗶 𝗼𝗻𝘁 𝘂𝗻 𝗶𝗺𝗽𝗮𝗰𝘁, 𝗱𝗲 𝗹’𝗶𝗻𝗱𝘂𝘀𝘁𝗿𝗶𝗲 𝗷𝘂𝘀𝗾𝘂’𝗮𝘂𝘅 𝗰𝗼𝗻𝘀𝗼𝗺𝗺𝗮𝘁𝗲𝘂𝗿𝘀.🔹 𝗥𝗲𝘀𝗽𝗼𝗻𝘀𝗮𝗯𝗹𝗲 𝗗é𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗣𝗿𝗼𝗱𝘂𝗶𝘁𝘀 — piloter les...
08/10/2026

🎯𝗗𝗲𝘀 𝗽𝗼𝘀𝘁𝗲𝘀 𝗾𝘂𝗶 𝗼𝗻𝘁 𝘂𝗻 𝗶𝗺𝗽𝗮𝗰𝘁, 𝗱𝗲 𝗹’𝗶𝗻𝗱𝘂𝘀𝘁𝗿𝗶𝗲 𝗷𝘂𝘀𝗾𝘂’𝗮𝘂𝘅 𝗰𝗼𝗻𝘀𝗼𝗺𝗺𝗮𝘁𝗲𝘂𝗿𝘀.

🔹 𝗥𝗲𝘀𝗽𝗼𝗻𝘀𝗮𝗯𝗹𝗲 𝗗é𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗣𝗿𝗼𝗱𝘂𝗶𝘁𝘀 — piloter les projets, de l’idée à l’industrialisation.
👉 https://taleez.com/apply/responsable-developpement-produits-jb-antananarivo-jb-cdi

🔹 𝗖𝗵𝗮𝗿𝗴é 𝗱𝗲 𝗗é𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗘𝗺𝗯𝗮𝗹𝗹𝗮𝗴𝗲 — concevoir et optimiser les solutions d’emballage.
👉 https://taleez.com/apply/charge-de-developpement-emballage-jb-antananarivo-jb-cdi

🔹 𝗥𝗲𝘀𝗽𝗼𝗻𝘀𝗮𝗯𝗹𝗲𝘀 𝗣𝗿𝗼𝗱𝘂𝗰𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 — piloter la production et contribuer à sa performance. 3 postes à pourvoir.
👉 https://taleez.com/apply/responsable-production-jb-antananarivo-jb-cdi

📍 CDI | Antananarivo – Amboditsiry
𝗝𝗕, 𝘂𝗻 𝗲𝗻𝘃𝗶𝗿𝗼𝗻𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗮𝗽𝗽𝗿𝗲𝗻𝗱𝗿𝗲, é𝘃𝗼𝗹𝘂𝗲𝗿 𝗲𝘁 𝘀’𝗲𝗻𝗴𝗮𝗴𝗲𝗿.
Construisez votre carrière avec nous.

Address

24 Rue Radama Ier
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261202222373

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JB Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to JB Madagascar:

Shortcuts

Share