By S and N Pastry

By S and N  Pastry "La qualité et votre satisfaction sont nos priorités"

Tiktok: https://www.tiktok.com/?_t=ZM-8ui1pdvrx7W&_r=1

Salama e 🥰Za BATMAN Hoy ny ankizy fahiny rehefa milalao 🦇Tanteraka ny nofinofiny ankehitriny 🥰Manomboka amin'ny 4500 ar ...
13/06/2026

Salama e 🥰

Za BATMAN Hoy ny ankizy fahiny rehefa milalao 🦇

Tanteraka ny nofinofiny ankehitriny 🥰

Manomboka amin'ny 4500 ar monja anie ny portion gâteau ato aminay ka hatramin'ny 13.000 ar

Mamory ivato ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa izahay 🥰🚚

Aza misalasala Ary manantona anay fa manana karazana mofomamy maro afaka proposena anao izahay tompoko 🥰

Finaritra tompoko 🥰🥰Que du bonheur 🥰❤️❤️Ao vé isika rehetra ??Aza miala fa misy maro ho AVY ao 🤩Sarany mora dia mora sat...
07/06/2026

Finaritra tompoko 🥰🥰

Que du bonheur 🥰❤️❤️

Ao vé isika rehetra ??
Aza miala fa misy maro ho AVY ao 🤩

Sarany mora dia mora satria dia manomboka amin'ny 4500 ar ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar ato aminay 🍰

MAMORY IVATO farany lalana ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa 🚚

Ho anao izahay mikasa hikarakara lanonana dia aza misalasala manantona anay fa vonona ny hanome fahafahampo ho anareo hatrany izahay tompoko 🥰❤️

afaka maintso AVY hatrany ihany koa ny laharana🚨🚨 034 57 257 93

Miarahaba antsika rehetra o 🥰👋Ho AVY ny fetin'ny RENY dia ho sahirana indray hitady mofomamy . Aza misalasala manantona ...
22/05/2026

Miarahaba antsika rehetra o 🥰👋

Ho AVY ny fetin'ny RENY dia ho sahirana indray hitady mofomamy .
Aza misalasala manantona anay fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo hatrany izahay 🥰❤️

Ireto sombina Mofomamy ireto dia azonao jifaina SUR COMMANDE ho an'ny fetin'ny RENY 🥰❤️

Manomboka amin'ny 4500 ar ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar 🍰

Ao anatin'izany anefa dia mandray proposition ihany koa izahay AVY aminareo mpanjifa 🥰

🚨Araraoty Ary dien'izao fa voafetra ny commande hoan'ny fetin'ny Reny 🥰

MAMORY IVATO farany ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison ihany koa 🚚

MIRARY NY SOA SY NY TSARA INDRINDRA sahady hoan'ny RENY rehetra izahay ❤️❤️❤️

Salama e🥰hifarana sahady ity ny herinandro ireto sombin'asa mamy Kely ireto indray no hetinay hamaranana ity herinandro ...
15/05/2026

Salama e🥰

hifarana sahady ity ny herinandro
ireto sombin'asa mamy Kely ireto indray no hetinay hamaranana ity herinandro ity 🥰❤️

manomboka amin'ny 4500 ar monja ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar 🍰

🚨🚨MAMORY IVATO ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa 🚚

Ho anao izahay mikasa hikarakara lanonana dia aza misalasala manantona anay fa vonona ny hanome fahafahampo ho anareo hatrany izahay 🥰✍️

waoww 😱🚨AVIS DE RECRUTEMENT mitady olona hanao fety sy hivady izahay hiasana tompoko 🥰Manomboka amin'ny 4500 ar monja ny...
30/04/2026

waoww 😱🚨

AVIS DE RECRUTEMENT

mitady olona hanao fety sy hivady izahay hiasana tompoko 🥰

Manomboka amin'ny 4500 ar monja ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar ny portion gâteau ato aminay 🍰

pour 6 personnes minimum ny commande gâteau rehetra ato aminay ankoatran'ny number cake pour 10 personnes minimum ny chiffre iray 🥰

Ho anao io tompoko ity !
Manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa izahay 🚚

Marihina hatrany fa MAMORY IVATO AMBANIN'NY DRAGON ROYALE NO MISY ANAY 🚨🚨

Manasa anao Ary izahay tompoko fa manana karazana mofomamy maro afaka proposena anao izahay 🎂🧁🍰

AO Vé nareo ??Eto indrindra isika izao 🥰Herinandro vaovao hitondra. fanambina sy fandrosoana hatrany hoantsika rehetra i...
13/04/2026

AO Vé nareo ??
Eto indrindra isika izao 🥰

Herinandro vaovao hitondra. fanambina sy fandrosoana hatrany hoantsika rehetra ity Andro anio ity ❤️🥰

"Wafer paper cake "
ity mofomamy ity indray no hoentinay hanombohana ity herinandro vaovao ity 🥰ka dia mirary soa hoantsika rehetra ❤️

manomboka amin'ny 4500 ar monja ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar 🍰🧁🎂

Mamory ivato ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa 🚚

Manasa anao Ary izahay tompoko fa manana karazana mofomamy maro afaka proposena anao izahay 🥰

Miarahaba e 🥰Aleo tsy mandainga na fetiny Ary anio 😅Alohan'ny hiraraiana soa antsika amin'ity volana Aprily ity Ireto ny...
01/04/2026

Miarahaba e 🥰

Aleo tsy mandainga na fetiny Ary anio 😅

Alohan'ny hiraraiana soa antsika amin'ity volana Aprily ity

Ireto ny coup de coeur antsika tamin'iny volana lasa iny maro dia maro izy ato fa ireto aloha no voasafidy 🥰❤️

Izahay eto amin'ny pejy dia mirary ny soa sy ny Tsara indrindra hatrany hoantsika rehetra amin'ity volana vaovao bé ity 🥰

Mitohy hatrany ny fandraisana ireo karazana mofomamy izay safidinao hoan'ireo karazana lanonana maro izay karakainao 🎉🎊

Manomboka amin'ny 4500 ar monja ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar

Mamory ivato ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa 🚚

Faly Miarahaba antsika rehetra indray o 🥰🥰manao ahaoana ny fahitanareo azy ?Mofomamy natao tany amin'ny Espace iray tany...
27/03/2026

Faly Miarahaba antsika rehetra indray o 🥰🥰

manao ahaoana ny fahitanareo azy ?

Mofomamy natao tany amin'ny Espace iray tany Anosiala / Ambohidratrimo izy ity 🥰

Miarahaba ny mpivady vao izahay Ary mirary tokatrano sambatra ihany koa ❤️🥰

Ho anao izay mikasa hikarakara lanonana dia aza misalasala manantona anay fa vonona ny hanome fahafahampo ho anareo hatrany izahay 🥰

Manomboka amin'ny 4500 ar monja ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar 🍰

Mamory ivato ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa izahay 🚚

Mandray commande isanandro,
manasa anao Ary izahay tompoko fa manana karazana mofomamy maro afaka proposena anao izahay

Tena hoe waoww😍😍WAFER PAPER CAKE "LOVE  YOU MOM "🥰Na mamy na mangidy dia eo foana i Neny 🥰Miarahaba tompoko 👋Ity mofomam...
22/03/2026

Tena hoe waoww😍😍

WAFER PAPER CAKE "LOVE YOU MOM "🥰

Na mamy na mangidy dia eo foana i Neny 🥰

Miarahaba tompoko 👋

Ity mofomamy ity indray no hoentinay hamaranana ity herinandro ity Ary hoentinay hirariana ny soa sy ny tsara hoantsika rehetra amin'ity herinandro vaovao ity 🥰❤️

Mirary dia mirary
manomboka amin'ny 4500 ar monja ny portion ka hatramin'ny 13.000 ar 🍰

MAMORY IVATO ambanin'ny Dragon Royale no misy anay Ary manao livraison manerana an'Antananarivo ihany koa izahay 🚚

Manasa anao Ary izahay tompoko fa manana karazana mofomamy maro afaka proposena anao izahay tompoko 🧁🎂🍰

fans

Address

Ivato
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By S and N Pastry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category