Hianatra /apprendre le fromage. Mada

Hianatra /apprendre le fromage. Mada Mifampizara

🌹🌹 FORMATION – ANKADINDRAMAMY TOTAL 🌹🌹👇📅 Asabotsy 16/05/2026  :9h-14h: Formation Transformation Laitière🛑 THÉORIE SY PRA...
12/05/2026

🌹🌹 FORMATION – ANKADINDRAMAMY TOTAL 🌹🌹

👇
📅 Asabotsy 16/05/2026 :

9h-14h: Formation Transformation Laitière
🛑 THÉORIE SY PRATIQUE AVY HATRANY ISIKA

📍 Lieu : Ankadindramamy Total

🧀 FORMATION TRANSFORMATION LAITIÈRE

💰 Frais : 30.000 Ar
Hianarana :
• Gouda local
• Gruyère
• Cheddar
• St Paulin
• Fromage fondu
• Crème cheese
• lait concentré sucré
📩 Inscription :

➡️ Alefaso MP mialoha (Anarana + Contact)
📞 Infos : 034 89 237 76
🌹 TONGAVA MARO TOMPOKO 🌹

SERVICE AMIN’NY RENAULT EXPRESS 📦Tsy mijanona amin’ny formation transformation laitière sy glace artisanale izahay 😉👉 Ma...
11/05/2026

SERVICE AMIN’NY RENAULT EXPRESS 📦

Tsy mijanona amin’ny formation transformation laitière sy glace artisanale izahay 😉
👉 Manana Renault Express afaka mitatitra entana haingana sy azo antoka
👉 Antananarivo sy ny manodidina
👉 Entana voakarakara tsara, tonga ara-potoana

📞 Aza misalasala mandefa MP na miantso mivantana
⚡ Haingana • 🔒 Azo antoka • 💯 Matihanina

06/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Randrianaivomanjaka Farah Koloina

06/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Joujou Hanitriniaina, Tantely Enintsoa, Ninah, Rafidimiandrisoa Solo Jean, Rahelison Nambinintsoa Lucie, Emma Josea Ericah, Mirantsoa Raharimalala, Andrii Mi Duous, Muaritra Hady, Ashley Haizo, Elysa Mondie Myms, Nassyan Yahaya Mhoma, Sidonnie Dida, Mahatony Natiora, SandLuckah Andriniaina, Catchirna Zafy, Naomi Liantsoa, Ma Nou

ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA 🌹🌹 FORMATION Toy izao ny fandaharan-potoana 👇📅 Asabotsy 09 mai 2026 : 9-12h00 :Formation T...
05/05/2026

ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA

🌹🌹 FORMATION
Toy izao ny fandaharan-potoana 👇

📅 Asabotsy 09 mai 2026 :
9-12h00 :Formation Transformation Laitière
13-17h: formation glace artisanale

📍 Lieu : epp jj rabearivelo salle 11

🍦 FORMATION GLACE ARTISANALE
💰 Frais de formation : 37.000 Ar
Hianarana :
✅ Crème anglaise (base crème)
✅ Glace italienne (glace malefaka)
✅ Glace au chocolat 🍫
✅ Glace au fruit 🍊
✅ Soufflé glacé
✅ Sabayon glacé
✅ Esquimaux (glace amin’ny bâtonnet)
✅ Glace commerciale matsiro kely
✅ Clarinette multicolore
❄️ Technique spéciale :
➡️ Glace tsy mora miempo

🧀 FORMATION TRANSFORMATION LAITIÈRE

📚 Théorie + Pratique
💰 Frais de formation : 30.000 Ar
Hianarana :
• Gouda local
• Gruyère
• Cheddar
• St Paulin
• Fromage fondu
• Crème cheese

📩 Inscription :

➡️ Alefaso MP mialoha (Anarana + Contact)
📞 Infos : 034 89 237 76
🌹 TONGAVA MARO TOMPOKO 🌹

Izay manao partage amin'ny mur ny sy amin'ny groupe misy azy hisy fisarihana.
Ka izay anarana voasarika dia manatrika maimaim-poana ny fampiofanana.

👉 NDAO ARY HIOFANA, ARY HIASA AVY EO.

03/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Edhie Rambikarison, Mamy Kelly Andria, Rix Rianala Ramamonjisoa, Faranirina Marie Claudette, Suzy Adahimiharivola, Herison Rajaona, Saotra Sy Haja, Angelette Kalomanana, Josélytô ɭɭ, Gertrude Kalotsara, Rosa Élise, Marie Florence, Artye Elodie Rasoanantenaina, Tantely Valisoa, Ÿo Rette, Aina Miranah, Mitia Andriamarotina

FIANARANTSOA nohon'ny fangatahanareo maro be dia asiantsika glace artisanale ny alahady 03 mai 2026.Toy izao ny fandahar...
29/04/2026

FIANARANTSOA

nohon'ny fangatahanareo maro be dia asiantsika glace artisanale ny alahady 03 mai 2026.

Toy izao ny fandaharan-potoana 👇

📅 Asabotsy 02 mai 2026 :Formation Transformation Laitière ( misy tapany maraina ary misy ihanikoa ny tapany hariva). Tsy miova iny ho an'izay efa nosoratra anarana .


Ny alahady 03 mai 2026 kosa :
🍦 FORMATION GLACE ARTISANALE
💰 Frais de formation : 37.000 Ar
Hianarana :
✅ Crème anglaise (base crème)
✅ Glace italienne (glace malefaka)
✅ Glace au chocolat 🍫
✅ Glace au fruit 🍊
✅ Soufflé glacé
✅ Sabayon glacé
✅ Esquimaux (glace amin’ny bâtonnet)
✅ Glace commerciale matsiro kely
✅ Clarinette multicolore
❄️ Technique spéciale :
➡️ Glace tsy mora miempo

Toerana la rizière antady ihany

Ora: 9-15h

📩 Inscription :
mialoha (Anarana + Contact)
📞 Infos : 034 89 237 76
🌹 TONGAVA MARO TOMPOKO 🌹

Raha hanao module 2 ianao dia mahazo fihenam-bidy 50 000 ariary .

Izay manao partage amin'ny mur ny sy amin'ny groupe misy azy hisy fisarihana.
Ka izay anarana voasarika dia manatrika maimaim-poana ny fampiofanana.

THÉORIE SY PRATIQUE AVY HATRANY ISIKA .

👉 NDAO ARY HIOFANA, ARY HIASA AVY EO.

23/04/2026

Inona moa no tena asan'ilay nitrate de potassium amin'ny fromage ?

Ny nitrate de potassium (KNO₃) dia ampiasaina amin’ny fanaovana fromage ho agent de contrôle bactérienne , indrindra amin’ireo fromage dur.

🧀 Asany lehibe:
1. Misoroka ny “gonflement tardif”
Misy bakteria toy ny Clostridium ao anaty ronono mety hiteraka gaz ao anaty fromage
Vokany: mibontsina, misy lavaka tsy ara-dalàna, ary ratsy fofona . Antsoina ihanikoa hoe fermentation inutile .
👉 Ny nitrate de potassium dia manampy manakana ireo bakteria ireo
2. Manatsara ny kalitaon’ny fromage
Miaro ny texture (tsy mibontsina)
Miaro ny tsiro tsy ho simba
Mahatonga ny fromage ho stable mandritra ny affinage
⚙️ Ahoana ny fiasany?
Ny nitrate (NO₃⁻) dia miova ho nitrite (NO₂⁻)
Io nitrite io no tena mamono na manakana ny bakteria manimba.

Tandremo anefa fa misy effet nocif io nitrite io ka tsara arahina ny fatra.

Mankasitraka fona e

23/04/2026

Ny teste mamite amin’ny ronono dia fitsapana atao hahitana raha misy mamite (mastite) amin’ny omby. Ity aretina ity dia mety tsy hita maso (subclinique), ka mila test manokana.

🔍 Karazana test mahazatra:

1. California Mastitis Test (CMT)
Io no tena be mpampiasa indrindra eny amin’ny tantsaha.
Maka ronono kely avy amin’ny nono tsirairay
Ampiana “réactif CMT”
Afangaro moramora
👉 Valiny:
Raha tsy miova → tsy misy mamite
Raha mihamafy / lasa gel → misy mamite (miakatra ny “cellules somatiques.

22/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Andrianoro Luciano Rojo, Ralison Francis, Bolse Ulrich, Tinah Minosoa, Ginot Donakafo, Rtm Les Art, Marie Lollyta Hanitriniaina, Tsila Rakotomalala, Hanta Nirina Olga, Naomie Édithe, Dïœñ Jën Nìffä, Malagasy Tia Tanindrazana, T-Manjaka Erïçk JB

Address

Namontana
Antananarivo

Telephone

+261348923776

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hianatra /apprendre le fromage. Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share