25/11/2024
Oviana nareo no nihinana riz cantonais farany ? 😁😍😋 Rehefa inona nareo no manao azy ity ao an-trano ? 😁
Anisan'ny somary mandany fotoana kely ny manao azy ity, nefa izy tena matsiro sy be mpankafy 🥹🤤🤤
Tsotra fotsiny : miantso ny Jehomi dia Tonga any an-tranonareo ny riz cantonais 💖😋
☎️0385745474
Livraison gratuite: Amboditsiry, Ambatomainty, Manjakaray.