Mika Farm

Mika Farm Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mika Farm, Paraky Ankadimbahoaka, Antananarivo.

🔥🐔 PROMOTION KUROILER RACE PURE! 🐔🔥Mitady akoho tsara ompiana ve ianao? 😍Ho an'izay vao manomboka miompy na te hampitomb...
01/09/2026

🔥🐔 PROMOTION KUROILER RACE PURE! 🐔🔥

Mitady akoho tsara ompiana ve ianao? 😍
Ho an'izay vao manomboka miompy na te hampitombo ny fiompiany, izao no fotoana tsara! 👇

🥩 Tsara alaina hena — lehibe ary tena matsiro 😋
🥚 Afaka alaina atody
🐣 Afaka ampiterahana sy angalana taranaka
💪 Akoho mety tsara amin'ny fiompiana, sady manome tombony maro!

📌 MISY AZO ISAFIDIANA:

🐓🐔 Couple – 2 mois
🐔 Vavy – 2 mois
🐓 Lahy – 3 mois

🔥 Akoho iray, tombony maro!
🥩 Hena | 🥚 Atody | 🐣 Taranaka

⏳ Aza tara fa voafetra ny isan'ny akoho misy!

📩 MP dieny izao raha haka na mila fanazavana
📞 038 99 905 93

Disponible ndray ny poussin Kuroiler Pure 💯✔️➡️03 jours ➡️Misy vantony maromaro alefa koa ( 3 vavy 2 lahy ) ➡️Parents vi...
06/08/2026

Disponible ndray ny poussin Kuroiler Pure 💯✔️
➡️03 jours
➡️Misy vantony maromaro alefa koa ( 3 vavy 2 lahy )
➡️Parents visible

🚨MP ou 0389990593🚨

🚨Offre kuroiler pur hoanireo mitady vavy 💯✅Vavy 2 mois telo isa sy lahy 2 mois et demi roa isa: 160000 ar fixe izy 05 is...
30/07/2026

🚨Offre kuroiler pur hoanireo mitady vavy 💯
✅Vavy 2 mois telo isa sy lahy 2 mois et demi roa isa: 160000 ar fixe izy 05 isa ( vavy 3 , lahy 2)
✅Vavy 5 mois et demi efa manomboka manatody : 150000 ar izy 02

➡️MP na 0389990593

Misy vokatra maromaro alefa ireto hoan'izay vao hanomboka hiompy kuroiler tena izy 😁🔹Poussin 09 jours 14 isa : 150000 ar...
21/07/2026

Misy vokatra maromaro alefa ireto hoan'izay vao hanomboka hiompy kuroiler tena izy 😁
🔹Poussin 09 jours 14 isa : 150000 ar fixe
🔹Vantony 2 mois et demi sy 1 mois et demi ( vavy 03 ,lahy 01) :150000 ar fixe
🔹Vavy efa manatody 08 mois sy 06 mois : 90000 ar ny ray , raha maka azy 03 de :240000 ar

➡️MP na miantso : 0389990593
Lieu Paraky namontana

Salama daholo, misy kuroiler adulte maromaro alefa ireto , ✔️Vavy 9 , lahy 01✔️Misy 6 mois , 8 mois ,10 mois ✔️Lahy be t...
18/07/2026

Salama daholo, misy kuroiler adulte maromaro alefa ireto ,
✔️Vavy 9 , lahy 01
✔️Misy 6 mois , 8 mois ,10 mois
✔️Lahy be tapisse 10 mois,
✔️Tonga de mandray vokatra avy hatrany fa efa manatody daholy 💯
MP ou 0389990395

Araraoty ity offre katramin'ny fetin'i Maman ity fa 2500 ar dia efa mahazo atody kuroiler pure raha vao iompy ianao 😁✅Mi...
29/05/2026

Araraoty ity offre katramin'ny fetin'i Maman ity fa 2500 ar dia efa mahazo atody kuroiler pure raha vao iompy ianao 😁
✅Misy 30 isa disponible
✅Atody tsy mihaotran'ny 03 andro ( azo akotrika tsara)
✅Parents amin'ny sary
MP ou 0386792763

Ireto ndray ary hoan'izay mbola tsy nahazo 😁✅Poussin kuroiler 02 jours : 17 isa Parents efa amin'ny sary ( tsy amidy ) R...
09/05/2026

Ireto ndray ary hoan'izay mbola tsy nahazo 😁
✅Poussin kuroiler 02 jours : 17 isa

Parents efa amin'ny sary ( tsy amidy )
Race pure💯

MP na 0386792763(WhatsApp)

Ireto ndray ary hoan'ilay mbola tsy nahazo 🥰 ✅Poussin kuroiler 30 têtes ✅Race Pur ✅Parents visible ( efa io ny sariny)  ...
12/04/2026

Ireto ndray ary hoan'ilay mbola tsy nahazo 🥰
✅Poussin kuroiler 30 têtes
✅Race Pur
✅Parents visible ( efa io ny sariny)

Misy réduction ny prix raha maka ilay 30 isa 😁
MP ou 0386792763

Joyeuse Pâque hoantsika mpiompy rehetra sy tia miompy rehetra 🎊🥰 Koa satria pâque ny andro de ho atao promotion ireto vo...
05/04/2026

Joyeuse Pâque hoantsika mpiompy rehetra sy tia miompy rehetra 🎊🥰

Koa satria pâque ny andro de ho atao promotion ireto vokatra ireto 😁
✅Atody 30 isa ( 2500 ar ny ray)
✅Zanany vao foy 06 isa (50000 ar izy 06 )
✅Couple 1 mois et demi ( 50000 ar )

Mp ary na 0386792763

Salama daholo , ireto misy kuroiler azo atao fototra tsara Poussin d'un jour ✅ 12 isa ✅Parents efa amin'ny sary ( visibl...
28/03/2026

Salama daholo , ireto misy kuroiler azo atao fototra tsara
Poussin d'un jour
✅ 12 isa
✅Parents efa amin'ny sary ( visible)
MP ou 0386792763( WhatsApp)

Address

Paraky Ankadimbahoaka
Antananarivo

Telephone

+261342168154

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mika Farm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mika Farm:

Shortcuts

Share