09/10/2023
Hey 👋
Ianao izay mbola varina amin'ny choux-fleur io 😅🤣 aty indray ny maso 👀🤣 mba mijery zavatra hafa 🤣😆
🤗😇Taorian'ny salon du Jardin à la table dia lasa be dia be ianareo no mangataka hanao régime ato aminay‼️
👉Afaka manao abonnement ato aminay ihany koa dia mahazo régime 6/7jours ianareo😁😉
✅️ Ao amin’ny mp ny andinindininy 👍😊
✅️ Aza hadinoina ny manaraka ny pejy anh ❤️😙